“Amin’ny zava-misy amin’izao, fifidianana ihany no ahazoana mitondra ny firenena. Satria ny vahoaka no masi-mandidy eto amin’ny firenena. Izy no mifidy izay olona hitantana azy”. Io ny fanehoan-kevitry ny depiote IRD voafidy tany Ambovombe, i Henri Jean-Michel, manoloana ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana izao. Tsy ilain’ny firenena intsony ny korontana, tsy […]
Auteur/autrice : Adnews
TMH: “Aoka isika vahoaka tsy ho voarebireby”
Nampahafantatra ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena, omaly, ny solontenan’ireo mpikambana eo anivon’ny Tanora miandrandra ny hoavy (TMH), manerana ny Nosy, tetsy Antanimena. Nohitsin’izy ireo fa aleo handeha ny fifidianana. “Aoka isika vahoaka tsy ho voarebirebin’ny mpanao politika. Tahotra ny fifidianana an’ireo kandidà sasany ireo”, hoy ny filoha nasionaly, Rafidimanana Désiré. […]
Andrianarisedo Dama Arsène : “Tsy misy fiantraikany amin’ny asan’ ny Ceni na iza filoham-panjakana eo”
Ahian’ny mpanao politika na ny kandidà sasany hiandany amin’ny fikarakarana fifidianana ny governemanta ifarimbonana. Na iza na iza filoham-panjakana misolo toerana eo, tsy misy fiantraikany amin’ny asan’ny Ceni, raha ny fijerin’ny filohany. Fanazavana. “Na iza na iza filoham-panjakana misolo toerana eo sy voatendry hanao an’izany andraikitra izany, tsy misy fiantraikany […]
TARATRY ny KANTO
Horonantsary fanadihadiana. Ankoatra ny maha fialamboly, amin’ny maha horonatsarimihetsika azy. Mirakitra fahalalana sy fandalinana maro ihany koa ny horonantsary fanadihadiana. Raha ho an’ny eto Madagasikara manokana, azo trandrahana tsara ity sehatra ity ary maro no tokony hanatanterahana azy. Rantin-tsary fanabeazana. Tontosaina eny amin’ny Lapan’ny tanànan’Antananarivo, manomboka ny 30 septambra 2023 […]
Mandalo an-tanindrazana: hanamarika ny 25 taona niseharana i Jeannot
«Tsiaro azy», «Fitia tsara voatra», «Ifonako»… fa indrindra ny «Tsy anjara». Hira tanatin’ny rakikiran’i Jeannot efa tany amin’ny 25 taona lasa ireo. Maro tokoa ny mpankafy no nanontany ny momba ity mpanakanto ity sy ny tohin’ny lalany. Voavaly izany izao ny nanitikitika rehetra sy ny mety ho faniriana ihany koa. […]




