Ho fiombonana sy fanohanana ny Ankoay, hiatrika ny fiadiana ny amboara eran-tany U19, hikarakara fandefasana amin’ny “Ecran géant” ny lalaon’i Madagasikara sy Etazonia, ny 24 jona izao, ny ligin’Analamanga, basikety. Eny amin’ny kianja basikety eny Ankatso, ny hanaovana ity fampitana mivantana ity. Hanomboka amin’ny 12 ora ny fotoana ary hisy […]
Auteur/autrice : Adnews
Kenpo/MMA-Mada 2023: niakatra ny lentan’ny fifaninanana
Niakatra ny lentan’ny fifaninanana ho an’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Kenpo/MMA, taona 2023. Nitombo ihany koa ny isan’ny mpandray anjara. Notontosaina omaly, tetsy amin’ny PK-0 Cheminots Soarano, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Kenpo/MMA. Atleta 144 avy amin’ny ligim-paritra 5 (Atsinanana, Analamanga, Vakinankaratra, Matsiatra Ambony ary Itasy) no tonga […]
Kitra any ivelany
Resin’i Sénégal 4 no ho 2 i Brésil Taorian’ny nandresen’ny Lion indomptable Cameroun ny Seleçao Brésil, nandritra ny “Mondial Qatar 2022”, dia tsy nandresy ekipa afrikanina mihitsy ny Seleçao. Lavon’ny Lion de Teranga, Sénégal tamin’ny isa 4 no ho 2 izy ireo, ny talata lasa teo, tao amin’ny kianjan’i José […]
Tolokevitry ny loholona MMM: “Hosarahana amin’Analamanga Antananarivo…”
Nambaran’ny loholona MMM, Rakotondrainibe Michel, tamin’ny fivoriana tetsy Anosikely, omaly, ny sosokevitra sy ny fikasan’izy ireo hanolotra volavolan-dalàna hanasarahana faritra iray ho roa. Anisan’izany ny hizarana ho faritra samihafa an’Alaotra sy i Mangoro. Tahaka izany koa ny any Atsimo sy Andrefana. Tafiditra anatin’izany koa ny eto Analamanga. “Natao hampandroso ny […]
Ramamimampionona: “Zava-dehibe ny fankalazana ny 26 jona”
“Zava-dehibe izao fotoana ankalazantsika ny faha-63 taonan’ny niverenan’ny Fahaleovantenam-pirenentsika izao. Iombonana izany, vokatr’ireo tolona sy ny ezaka ary ny finiavan’ireo raiamandrenintsika ny hananantsika ny hoe Fahaleovantena. Hahazoantsika mandray an-tanana ny hoavin’ny firenentsika.” Izay ny fanehoan-kevitry ny mpandinika fiarahamonina, Ramamimampionona Gérard. Ilaina ny fiombonam-po sy saina ary ny firaisankinan’ny Malagasy […]




