Auteur/autrice : Adnews

Ankoatra ny basy : tratra ny olona iray mpitahiry omby halatra

Tsy handefitra mihitsy! Dahalo iray mpitahiry sy mpandray omby halatra no tratran’ny zandary tao Ampa­­nihy Andrefana, afakomaly. Nahi­tam-bokany ny fidinana ifotony nataon’ny zandary manao hetsika fampandriana fahalemana amin’iny faritra iny, tarihin’ny kaomandin’ny vondron-tobim-paritry ny zan­dari­maria Ampanihy Andre­fana, ny kapiteny Manan­tsoa Lanto. Tao amin’ny kaominina Beahitsy, distrikan’Ampani­hy Andre­­fana no nanaovan’izy ireo hetsika manokana noho ity toerana […]

Natao tao anaty mofo… : lehilahy efatra tratra nitondra “cristal”

Karazana zava-mahadomelina mahery vaika hafa indray ! Lehilahy efatra indray nosamborin’ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria boriborintany voalohany (CSP1) Analakely teny Ambo­­difilao, afakomaly maraina. Voarohirohy noho ny fivarotana zava-mahadomelina mahery vaika “cristal” izy ireo, araka ny tatitra nampitain’ny polisy. Manoloana ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina manimba ny tanora eto an-drenivohitra, mandray ny andraikiny ireo […]

Rongony 1 014 fonosana indray tratra… : ravan’ny alika mpitsongodia ireo mpanao trafikana rongony

Sendra ny nahay azy! Ravan’ny alika mpitsongodia nampiasain’ny zandarimaria ireo tambajotra mpanao trafikana rongony tratran’ny zana-tobim-paritra Mandrosoa/Tobim-paritra Talatamaty, omaly. Araka ny fanazavan’ny chef de poste Mandro­­soa, ny GPHC Rama­nandafy Fils, nahazo loharanom-baovao izy ireo momba ny fisian’ireto olona mpanao trafikana rongony ireto eny amin’ny manodidina iny faritra iny. Nidina teny an-toerana ny […]

Optima-business, tarif pour les entreprises: Décalage entre décision et application

Le feuilleton Optima business se poursuit. Aujourd’hui, le secteur privé dénonce la latence entre la décision politique et les applications par l’organe technique de la Jirama. “Cela va à l’encontre de la compétitivité de l’industrie à Madagascar sur sa production lourde et les transformations”, alerte un membre de groupement. L’objectif […]