Auteur/autrice : Adnews

Naufrage en mer à Ambilobe: 22 morts confirmés et 24 survivants

Une embarcation transportant des migrants clandestins pour Mayotte, a fait naufrage au large du district d’Ambilobe, samedi soir. Une vingtaine de personnes ont été déclarées officiellement mortes, tandis qu’une vingtaine de survivants ont été secourus par des pêcheurs. Des pêcheurs d’Anka­zomborona sortis tard, samedi vers 22 heures, ont découvert les […]

Fanamarihana ny 8 marsa: nandray andraikitra ireo vehivavy Star

Niavaka kokoa ny nanamarihan’ireo vehivavy mpiasan’ny Star ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy, ny alarobia lasa teo. Nirona tamin’ny asa sosialy isan-tsokajiny izy ireo, ary samy nanana ny nankalazany azy isak’ireo toeram-piasana Star miisa 13 manerana ny Nosy. Ankizy sy vehiavy avy amin’ireo fikambanana isan-karazany, sekoly, hopitaly, sns, no […]

Dihy ara-panatanjahantena: hiatrika fifaninanana any La Réunion ny Malagasy

Hotontosaina amin’ity faran’ny herinandro ity, any La Réunion, ny fifaninanana “Multi­dance”. Tsy ho diso anjara amin’izany i Madagasikara. Namaly ny fanasana avy amin’ny Komity re­zionalin’ny FFDanse Renioney, ny federasiona ma-lagasin’ny dihy ara-panatanjahantena. Voaasa hitsara ny fifaninanana sy hiatrika ny fi­faninanana izy ireo ka nihazo an’i La Réunion, omaly. Ny filohan’ny […]

« Mada open- Auto – moto » : hanomboka ny 18 marsa ny fifaninanana  « 4 heures Honda »

Nifoha tamin’ny torimasony ny taranja «auto-mo­to», nandritra ny telo taona no tsy nisian’ny fifaninanana. Ta­paka teny Andraharo, omaly, fa horaiketina ny 18 marsa hatramin’ny 19 marsa ho avy izao ny fifanintsanana andiany faha-21 «4 heures Honda». Hotontosaina etsy amin’ny SRK-TMF Imerin­tsia­tosika. Araka ny fanazavan-dRazafi­mahefa Tsirava, filoha nasionalin’ny “Auto-Moto” eto Madagasikara […]