Nampahafantarin-dRakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy Rugby ny mpanao gazety, tetsy Ankorondrano, omaly, ny firafitry ny komity mpitantana sy mpanatanteraka. Fantatra fa mpikambana vaovao ny 6 ka misy mpanakanto iray sy vehivavy 2. Ankoatra izay, tafaverina ny 7. Tsy mbola nampahalalaina ny mpampahalala vaovao ny anaran’izy ireo fa mbola hatolotra amin’ny fomba […]
Auteur/autrice : Adnews
Telma E-sport: Ekipa fito no nahazo loka
Notanterahina teny Andraharo, omaly, ny fanomezana ny loka ho an’ireo tompondaka isan-tsokajiny amin’ny fifaninanana Telma E-sport andiany faharoa. Natao hoan’ ny 4 voalohany ny lalao an’olon-tokana ,raha toa ka telo voalohany ny an’ny ekipa. Mitotaly 4 tapitrisa ariary mahery ny vola azon’izy ireo. Fifanintsanana naharitra, nandritra ny volana oktobra 2022 […]
Tenisy ambony latabatra – «Afrique 2023»: nahazo fandresena 3 ny ekipa malagasy
Misongadina ny mpilalao malagasy, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsinanan’i Afrika, taranja tenisy ambony latabatra. Nahazo fandresena telo i Madagasikara, teo amin’ny olon-tokana. Tsy nitsanga-menatra ny ekipam-pirenena malagasy, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsinanan’i Afrika, taranja […]
Vokatra vita malagasy : mitombo ny mpanjifa eto an-toerana
Nampiranty sy nivarotra ny vokatra teny Antaninarenina ireo orinasa madinika 28 eto amin’ny Nosy, omaly. Tanjona ny hanomezan-danja ny vokatra vita malagasy. Eo koa ny hanohanana ireo orinasa madinika. “Nihanitombo sy niova ny foto-pisainan’ny vahoaka malagasy tao anatin’ ny 3 taona satria efa manomboka manjifa ny vokatra vita malagasy izy […]
Rano sy Angovo : hanamora ny fisitrahan’ny mpanjifa tolotra ny “Jirama shop”
Manakaiky hatrany ireo mpanjifa ny eo anivon’ny orinasa Jirama. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Jirama Shop voalohany etsy Anosizato, omaly. Hanamora ny fisitrahan’ ireo mpanjifa ny tolotra omen’ity orinasa malagasy ity io shop io, araka ny nambaran’ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo, Soloniaina Andriamanampisoa. Ankoatra ny fandrisihana ny tolotra […]




