Hita faty tao anaty tatatra tany amin’ny tanàna iray antsoina hoe Ambany Atsimo, fokontany Manakambahiny, disitrikan’ Anjozorobe, omaly maraina tamin’ny 10 ora latsaka fahatelony, i Baby, lehilahy 36 taona. Olona sendra nandalo teny an-toerana no nahita azy efa nihohoka tao anaty rano ka nampandre ny tomponandraikitry ny fokontany. Ity farany […]
Auteur/autrice : Adnews
Novonoina ny rainy, naolana ny reniny : Natao takalonaina, tadiavina i Mahandry kely
Miantso ny tomponandraikitra hanampy azy ireo hitady an’i Mahandry, zazalahy telo taona natao takalonaina ny fianakaviany, omaly. Novonoin’ny tsy mataho-tody ny rainy, naolana ny reniny, tsy mbola nandrenesam-baovao ny momba azy. «Mbola tsy hita, mikaroka an’i Mahandry kely izahay fianakaviana amin’izao fotoana izao», hoy ny fanazavan’i Natolotra Mamiherimanda Sahondraniriana Eva, […]
Antoko Malagasy miara-miainga : «Hamafisina ny fanatsarana ny fiainam-bahoaka»
Naneho ny fiarahabana sy ny firariantsoa ho an’ ny filohan’ny Fanavaozana sy ireo mpanolotsaina avo ny antoko MMM, amin’ izao tsingerintaona voalohan’ ny fitondrana Fanavaozana izao. Maneho hatrany ny fahavononany hiara-miasa amin’ ny fanatanterahana ireo fanovana entina hanorenana firenena vanona sy hampandrosoana an’i Madagasikara ny antoko, araka ny fanambarana. Niaiky […]
INDRAY MIJERY
Nivory teny amin’ny foibe famantarana ny toetry ny andro ireo sampana tompon’andraikitra amin’ ny fanomanana ny fiatrehana ny trangan-javatra vokatry ny El Niño. Miteraka fikorontanana mahery vaika izy io ka mila miomana manoloana ireo loza voajanahary mifandraika amin’ny toetry ny andro. Ho fiatrehana izany, nametraka drafitra hanamafisana ny fiomanana mialoha, […]
Tsy fandriampahalemana : Niharan’ny fanafihana ny mpanao vaksiny
Mpiasan’ny fahasalamana iray ao amin’ny CSB II Marovato, distrikan’Andilamena, no niharan’ny fanafihan-jiolahy mitam-piadiana ny herinandro lasa teo, tamin’ny 6 ora hariva. Teny an-dalana hody rehefa avy nanatanteraka ny asa ao anatin’ny hetsika fanaovam-baksiny VAR/polio sy fanomezana vitamina A tany atsinanana Andranotsara izy no voatafika. Vokatry izany, naratra mafy izy ary […]





