Manampy ny orinasa hivelatra amin’ny niomerika ny Softwell amin’ny famokarana rindrambaiko mifanaraka amin’ ny filana. Nandritra ny hetsika Softevent teny Alarobia no nampahafantarana koa ny softAppli. “Natokana ho an’ny filana eto Madagasikara ny rindrambaiko novolavolaina niainga avy amin’ny traikefa nandritra ny 25 taona nijoroan’ny orinasa teto amintsika nefa manaraka ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Fiahiana sosialy ho an’ny mpiasa tena : Nampahafantarina tany Toamasina ny ho an’ny faritra Atsinanana
Afaka misitraka fisotroan-dronono rehefa tonga ny fahanterany ary nahazo fiahiana ara-pahasalamana rehefa marary ny mpiasa tena sy ny ankohonany manomboka izao. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao Toamasina ny fanohizana ny fampahafantarana ny tetikasa fanitarana ny fiahiana sosialy ho an’ny mpiasa tena sy ny vady aman-janany. Miara-miasa amin’ny fanatanterahana izany ny […]
Rolf-35 taona niseharana: Homarihina amin’ny “Omaly, anio, rahampitso”
Tsy handalo fotsiny ny fankalazana ny faha-35 taona niseharan’i Rolf teo amin’ny mozika sy zavakanto. Hisy ny hetsika sy seho hatao ny 17 oktobra izao, eny amin’ny Ivokolo Analakely. Mitondra ny lohateny “Omaly, anio, rahampitso” ny seho, hitantarana an-kira ny lalana nodiavin’i Rolf nandritra izay 35 taona izay. Hohiraina avokoa […]
“Red Island Bike Fest” : Ho an’ny mpankafy rock sy môtô
Hiditra amin’ny andiany faha-5 ny “Red Island Bike Fest”. Hetsika hiompana manokana ho an’ny tontolon’ny mozika rock sy metaly, izay miara-dalana amin’ny karazana môtô. Hotontosaina ny 17 sy 18 oktobra izao izany, eny amin’ny Canal Olympya taloha, eny Andohatapenaka. “Hampiarahina amina toerana iray izay mahakasika ireo sehatra ireo. Endri-kolontsaina iray […]
Herinandron’ny Havàtsa-Upem : Hiavaka ny « Alarobia miverina »
Efa zary mitoetra ao amin’ny fandaharam-potoanan’ny tontolon’ny soratra sy ny vakiboky ny hetsika « Herinandron’ny Havàtsa-Upem ». Ho an’ity taona 2026 ity, hiavaka ireo ho hita mandritra ny « Alarobia miverina ». Ny 27 oktobra ka hatramin’ny 31 oktobra izao. Hotanterahina ao amin’ ny efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy, ilay hetsika lehibe fanao isan-taona, « Herinandron’ny […]





