Vaovao tsara ho an’ny kitra malagasy! Nalain’ny klioban’ ny BFC Preussen Berlin, klioba divizionina fahefatra ao Allemagne, i Kanto Fitiavana Voahariniaina na i Bolo, Malagasy mpilalao, araka ny vaovao hita tao anaty tambajotran-tseraseran’izy ireo, afakomaly. Manana ny lazany ao amin’ny renivohitr’i Allemagne ity ekipa hilalaovan’i Bolo ity. Araka ny fikarohana […]
Auteur/autrice : Adnews
Fifidianana eo anivon’ny FMA : Tsy hanaiky raha tsy mifidy i Analamanga, Boeny, Amoron’i Mania
Hafana vay ny etsy Alarobia, anio, amin’ny fiatrehana ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasionina malagasin’ny atletisma (FMA). Ligy telo mantsy tsy nahazo fiantsoana hifidy ka milaza ny tsy hanaiky hatramin’ny farany fa hitaky ny zony. Mandrangaranga ny fampiharana ny lalàna kosa ny federasionina sy ny kaomity Olympika malagasy (KOM) ary […]
VAOVAO TAMBATRA
Nofoanana ny didim-panjakana momba ny Fifanarahana ny fizarana ny vokatra na « Contrat de partage de production » (CPP), miompana amin’ny fitsirihana sy fitrandrahana akoranafo any amin’ny faritra Belo Profond Nord. Nofoanana koa ny titra tany mahakasika ny akoranafo nomena ny Omnis, miisa 17. Miisa 20 ny fifanarahana CPP naato, teo amin’ny […]
Ravinala Airports : Novatsiana fitaovana ny zandarimaria
Hamafisina ny fitandroana fahalemana eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato. Manoloana izany, nanolotra fitaovam-piasana sy kojakoja maro ho an’ny kaompanian’ny zandarimaria ao anatin’ny seranan’Ivato, ny orinasa Ravinala Airports, ny 3 febroary teo. Tanjona ny hiarovana ny fitaterana ana habakabaka manoloana ny tranga miseho tsy ara-dalàna samihafa. Hanomezana antoka ny mpandeha, ny mpiasa, […]
“Orange Summer Challenge 2025”: Laharana faharoa ny Startup GazNika
Misongadina eo amin’ny famoronana tetikasa ny Malagasy. Nasehon’ny ekipa Startup GazNika ny fahaizany tamin’ ny “Orange Summer Challenge”. Namiratra indray i Madagasikara nandritra ny fifaninanana iraisam-pirenena, « Grand prix international Orange Summer Challenge (OSC) 2025 ». Nifantoka tamin’ny lohahevitra « Startup for Good », miompana amin’ny famoronana tetikasa mitondra soa. Nahazo ny laharana faharoa […]




