Mametraka ho vaindohan-draharaha manoloana ny famarinan’olona sy ny fijerena manokana ireo mpifindra monina voatazona ao amin’ny “Centre de rétention” atsy Maorisy, ny fanjakana. Anisan’ny anton-dian’ny minisitry ny Fitsarana, Fanirisoa Ernaivo, any an-toerana izany. Voalaza fa maro amin’ireo Malagasy nifindra any noho ny fampanantenana hahazo asa. Voatana amin’ny toerana manokana anefa […]
Auteur/autrice : Adnews
Fikambanana Valimbabena : Nizarana hazavana Baliaka ireo zokiolona
Zokiolona ao amin’ny fokontany Androhibe sy Ambatobe no nisitraka hazavana maimaimpoana, tamin’ny alalan’ny kit MBaliaka. Zokiolona avy amin’ny ankohonana marefo izy ireo. Tsy manana herinaratra akory aza ny sasany ao an-tokantranony. Fiaraha-miasa amin’ny Fondation Axian sy ny Yas ary ny fikambanana Valimbabena no nahafahana nanome ireo jiro. Miahy ireo zokiolona […]
Fanontana boky : Mankalaza ny faha-200 taonany ny trano pirinty FJKM
Mankalaza ny faha-200 taona niasany ny trano printy FJKM Imarivolanitra amin’izao fotoana. Maro ny hetsika ataon’izy ireo mandritra izany. Hosokafana amin’ny fotoam-pivavahana eny amin’ny FJKM Faravohitra izany, ny 8 febroary izao. Hatomboka amin’ny fanompoam-pivavahana fiombonana eny amin’ ny FJKM Tranovato Faravohitra ny fotoam-pankalazana, ny alahady 08 febroary 2026 ho avy […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina anio, eny amin’ny Ininfra Alarobia, ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasionina malagasin’ny taranja atletisma (FMA). Kandidà miisa telo no hifanintsana, ary 14 ny ligy ara-dalàna afaka hanatrika ny fifidianana. Anisan’ireo kandidà mbola mirotsaka ho filoha moa ny mpitantana ny Federasionina farany teo, Raherison Dominique. Hotontosaina rahampitso, etsy Iavoloha, amin’ny […]
ASIEF : Mbola lany ho filoha i Jhon Love
Notanterahina, omaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifidianana izay ho filohan’ny Asief (Association sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires). Mbola lany hitantana mandritra ny efa-taona manaraka indray ny filoha am-perinasa, Andrianarison Jean Aimé, na i Jhone Love. Kandidà 4 no nifaninana ary miisa 122 no voasoratra tao anatin’ny lisi-pifidianana, […]




