Auteur/autrice : Adnews

Internet : Mihena hatramin’ny 40 % mahery ny sarany

Nanomboka ny volana novambra 2025 ka hatramin’ny febroary 2026, nanavao ny tolotra ataony ireo orinasam-pifandraisan-davitra (opérateurs) lehibe eto Madagasikara, dia ny Yas, Orange ary Airtel. Nitombo ny habetsahan’ny “data” azo ampiasaina. Nihena kosa ny vidiny. Araka ny tarehimarika navoakan’ny MNDPT izay nanao fampitahana, maherin’ny 40 %, amin’ny ankapobeny, ny fihenan’ny […]

FANTINA sy FINTINA

Hampodiana sy hotsarain’ny Fitsarana mala­gasy ny mpandraharaha Ravatomanga Mamy aorian’ ny dingana sy ny raharaham-pitsarana ary ny fanadihadiana ataon-dry zareo maorisianina. Anisan’ny nivoitra izany tamin’ny fitsidihan’ny minisitry ny Fitsa­rana, Fani­risoa Ernaivo, ny atsy amin’ny Nosy Mao­risy. Andrasana ny hanetsehana ny tohin’ireo fitoriana sy dosie maro momba ireo mpitondra fanja­kana ambony, […]

Minisi-panjakana Razafimanantsoa Hanitra : « Hiainga eny ifotony ny fikaonandoham-pirenena »

Mbola nanamafy ny efa nambarany, manoloana ireo resaka mandeha, ny eo ani­von’ny minisi-panjakana misa­hana ny Fanavaozana, ny Me Razafimanantsoa Hanitra. « Miainga any ifotony, ma­nom­boka eny amin’ny fokontany, mandalo kaominina, distrika, faritra ary ny sehatra na­sio­naly ny ho fizotran’ny fikaonandoham-pirenena », hoy izy. Nan­teriny, tamin’izany, fa handray anjara amin’izany avokoa ny […]

Sorona tsy amin’ny antony? 

  Manamarika ny datin’ny 7 febroary, anio, ny mpano­hana ny fitondrana teo aloha. Asa hanao ahoana ny ho endriky ny fahatsiarovana, ao anatin’izao fanavaozana izao. Sanatrian’ny vava ho very anjambany na ho raraka an-tany ny ra nalatsak’ireo namoy ny ainy? Ny olona naongana sy nahafaty tamin’izany manko izao no miaraka […]

Madagasikara-Maurice : Hamafisina ny fiaraha-miasa ara-pitsarana

Vonona hanamafy ny fiaraha-miasa ara-pitsarana efa misy eo amin’i Madagasikara i Maurice, araka ny nambaran’ny tonia mpampanao lalàna maorisianina, i Gavin Patrick Cyril Glover, nihaona tamin’ny minisitry ny Fitsarana, i Ernaivo Fanirisoa, tao Port Louis, Maurice, afakomaly. Niompanan’ny dinika ny fametrahana rafitra hanamora sy hanafaingana ny fitantanana ireo raharaha ara-dalàna […]