Mandray anjara amin’ny dingana famaranana amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena « Tekbot Robotic Challenge (TRC 2025) », ny Malagasy, atao anio 17 sy 18 janoary ho avy izao any Bénin. Nisalotra ny anarana hoe Innovator izy ireo, mpianatra avy amin’ny Sekoly ho an’ny fitantanana sy ny famoronana ara-teknolojika (Emit). Nanohina ny antson’izy ireo ny […]
Auteur/autrice : Adnews
FMI : Dinihina ny hanohizana ny famatsiam-bola
Tonga eto amintsika ny iraka avy amin’ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI). Anisan’ny nodinihina ny hanohizana ny famatsiam-bola FEC sy FRD. Mamita iraka eto Madagasikara ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI), ny 12 janoary hatramin’ ny 16 janoary teo. Nisy avy hatrany ny dinik’asa natao teny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo, niarahan’ny Praiminisitra Rajaonarivelo Herintsalama sy […]
FANTINA sy FINTINA
Hitondra fanavaozana faran’izay haingana sy fitahiana ary fahasoavana ho an’ny firenena ve raha tapitra hogadraina avokoa ny volomboasary rehetra? Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny Confédération syndicale des agents de l’État (Csaem), ny jeneraly Ravalison Israël, manoloana ny ady amin’ny kolikoly sy ny tsimatimanota amin’izao. Lasa toy ny hoe “Alefa Barea” […]
Fifanarahana politika : Mitaky tondrozotrana Tetezamita ireo antoko
Faranana ny lalàmpanorenan’ny Repoblika IV, hatsahatra ny andrimpanjakana rehetra, ary hatsangana ny governemantan’ny fiaraha-mitantana… Ireo no anisan’ny fehinkevitry ny fikaonandohan’ny mpanao politika teny Ankorondrano, tamin’ny 12-15 desambra lasa teo, izay nokarakarain’ny Komity fanavaozana ifotony an’i Madagasikara (KFI M). Nataon’ireo antoko politika miisa 100 eo ho eo teny amin’ ny efitrano […]
Fanovana toe-tsaina
Fanovana? Na fanavaozana… Anisan’ny takina sy andrasana amin’izany ny hoe fanovana toe-tsaina. Ny tena aloha no mihavao alohan’ny hanaovana fanavaozana. Izay mihavao no afa-kanavao, izay miova no afa-kanova… Mila faharesen-dahatra izay, fahasahiana, fahavononana, faharetana… Tsy iandrasana ny hafa na ifanilihana, tsy anaovana ampitso ampitso lava… Amin’ny fomba ahoana? Eo indrindra […]




