«Tsy azo tsaraina ny zavakanto», hoy ny fomba fitenin-dry zareo vahiny. Na marina na tsia io fomba filaza io, tsy azo ihadian-kevitra kosa ny hoe : «voatsara ho azy» ny zavakanto. Anisan’ny mpitsara goavana sy tsy azo ialana ny vanim-potoana. Azo antoka kokoa ny maha «kanto» ireo antsoina ho zavakanto raha […]
Auteur/autrice : Adnews
IFM Analakely : Ho avy ny “Taombaovao 2026”
Tsy fifampiarahabana noho ny taom-baovao fotsiny. Fotoana iray fanao isan-taona, maka endrika fety, fa indrindra hampahafantarana ny fandaharam-potoana rehetra amin’ny lafiny zavakanto sy kolontsaina ny “Taombaovao” an’ny IFM Analakely. Hotontosaina ny sabotsy 24 janoary izao izany amin’ity, manomboka amin’ny 6 ora sy sasany hariva. I Christophe David no hanao ny […]
“Africa’s Cultural Landmarks”: Hanasongadinana ireo harembakoka mijoro
Andiana horonantsary fanadihadiana ny “Africa’s Cultural Landmarks”. Araka ny anarany, entina hanasongadinana ireo harembakoka mijoro sy miavaka aty afrika, toy ny Pyramides any Gizeh, ireo Eglizy ambanin’ny tany any Tigé (Ethiopi) ary ny Vohitr’Ambohimanga izany… … Hatokana ho an’izay indrindra ny anio tontolo andro, hatao eny amin’ny Fondation H Ambatomena, […]
VAOVAO TAMBATRA
Hotanterahina eny amin’ny CCI Ivato, amin’ny alatsinainy izao, ny dinika ho fanaingana ny toekarena. Hojerena manokana ny fomba hanohanana ny sehatra tsy miankina mba ho afaka hifaninana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Ao anatin’izany ny fampiroboroboana ny famokarana eto an-toerana. Ny sehatra tsy miankina izay mandray anjara amin’ny fampandrosoana ny harinkarena […]
Techfest 2025 : Mamiratra eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny talenta malagasy
Naneho ny fahaiza-manaony teo amin’ny tontolon’ny teknolojia indray ny tanora malagasy nandritra ny «Techfest 2025» tany Mumbaï. Tamin’ ity, tafiditra tao anatin’ny Top 10 maneran-tany i Madagasikara raha toa ka tao anatin’ny Top 20 teo aloha. Mbola isika irery ihany koa no ekipa afrikanina tafakatra amin’ny dingan’ny famaranana ny fifaninanana. […]




