Auteur/autrice : Adnews

Rugby – Top 8 Mada: hanala vela amin’ny Cosfa ny CEA Andranomanalina

Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Top 6 Mada”, taranja rugby. Anisan’ny lalao be mpiandry ny fifanandrinana eo amin’ny Cosfa (Beba­oty) sy ny CEA Andrano­ma­nalina. Fihaonana fanindroany ho an’ny roa tonta ity. Hanala vela ry zareo Andrano eto ka hangotraka tanteraka ny […]

Sombim-baovao

Araka ny vaovao voaray, avy eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny Rugby, omaly, hanainga rahampitso hariva, eto an-tanindrazana, hihazo an’i Tunisie, ny delegasionina malagasin’ny Makis Ladies, sokajy zandriny. Hiatrika fifanintsanana mandritra ny herinandro any an-toerana izy ireo, hanomanana ny lalao Olympika ho an’ny tanora (JOJ 2026). Efa mandeha any amin’ny tambajotran-tserasera, omaly, […]

Indray mijery

Diovina ny lakandrano eny Behoririka, izay toerana dibo-drano matetika rehefa fotoanan’ny fahavaratra. Iarahan’ny SMA amin’ny Apipa ny fanatanterahana izany. Hanatsara ny fikorianan’ny rano ary hiantoka ny fahadiovana eny an-toerana ny fahavitan’ny asa. Ireo mpivarotra eny an-toerana koa tokony hanangona hatrany ny fako nialany. Tsy ankitsitsy fa mandrodana avy hatrany ireo […]

Nandritra ny Andron’ny paositra: nanao fitiliana maimaimpoana ny Fisa

Mpiara-miasa nandritra ny taona maro ny Fianakaviana sambatra (Fisa) sy ny Paositra malagasy amin’ny fitaterana ny fanafody sy ny kojakoja momba ny fandrindram-piterahana alefa any amin’ny faritra. Nandray anjara tamin’ny fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny paositra ny Fisa, omaly, teny Analakely. Miezaka manatona ny vahoaka hatrany ny fikambanana manome […]

WHH: miara-miasa amin’ny BNGRC sy ny Météo

Natao Sonia, omaly, teny Antanimena, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny Welthungerhilfe (WHH) sy ny BNGRC ary ny Foibe famantarana ny toetr’andro amin’ny fanamafisana tetikasa momba ny asa an-tsoroka mialoha efa natomboka ny taona 2018. “Fifanarahana fototra manamafy ny fiaraha-miasa amin’ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza ary ny tan­tsoroka amin’ny […]