Fotoana iray ahafahan’ny Malagasy mpandraharaha mampahafantatra ny kalitao sy ny mampiavaka ny vokatra eto amintsika ny « Salon international de l’Alimentation » (Sial) 2026. Hanamafy ihany koa ny «made in Madagascar» eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena izany. «Fanoitra iray hampiroboroboana ny toekarena malagasy ny Sial, noho izy mampivondrona orinasa maro maneran-tany sy ahafahana […]
Auteur/autrice : Adnews
Dr Rajaonson Hugues: antoky ny fampandrosoana ny agro-indostria
Namoaka ny voka-pikarohany ny Dr Rajaonson Hugues. Aminy, mitaky fandraisan’andraikitry ny fanjakana ny fanodinana ny vokatra amin’ny alalan’ny agro-indostria. Nahavita fikarohana lalina ny Dr Rajaonson Hugues, mpampianatra mpikaroka, manam-pahaizana manokana amin’ny toekarena ara-tontolo iainana. Efa nitana andraikitra maro teto amin’ny firenena ary manohy mandroso vahaolana hatrany. Mifantoka amin’ny tombana ny […]
Fantina sy fintina
Mitsipaka marindrano ny fanamarihana ny 14 oktobra ireo antoko politika: Vovonana loharano, vondrona Ampandrana, G5, HPM. Nambaran’izy ireo fa hanamafy sy hamerenana ny fanjanahan-tany ny fankalazana izany. « Fikapana ifotony ny farasisa sy rafitra nangejan’i Frantsa anefa no tena fanorenana ifotony », hoy izy ireo. Tafiditra amin’ny fanamarihana ny 14 oktobra any […]
Diavolan-kolava
Nivoaka amin’ny fahanginany ny vadin’ny henjana ao Maorisy. Nilaza izy fa lasibatry ny kajikajy politika Ramose. Raha zohina tokoa ny raharaha, misy tokoa ny mampiahiahy. Indrindra fa ny olona akaiky sy ny niara-nilomano ihany no nandrendrika ny sambo. Tsy ho azon’ny saina veroka mihitsy hoe i Maorisy no hanan-kevitra tampoka […]
Andrianirina Fetison: « Natao hanarina ny anton’ny krizy ny fanavaozana »
Naneho ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny filoha nasionalin’ny antoko Roso ho an’ny demokrasia sosialy (RDS), Andrianirina Fetison. Nambarany fa mendrika sy ankasitrahina ny nanaovan’ny Praiminisitra, Rajaonarison Mamitiana, tatitra mivantana amin’ny vahoaka momba ny asa vita, ny vokatra azo ary ny mbola tokony hatao. Tamberin’ andraikitra izany: mitantana, manatanteraka ary […]





