Auteur/autrice : Adnews

Indray mijery

 Ao anatin’ny tetikasa Mitsinjo mialoha ny haintany, nokarakaraina ny fanofanana ho an’ireo Warners mba hanamafisana ny fahaiza-manaony momba ny fandraisana andraikitra mialoha. Eo ny mahakasika ny haintany sy ny loza ara-pahasalamana mety hitranga. Mpandray anjara 26 nanatrika ny fanofanana, ka ny 20 tamin’ireo dia Warners avy amin’ny distrikan’Ambovombe sy Amboasary […]

Miaraka amin’ny Orange Madagascar: hisitraka fampiofanana niomerika ny sekoly teknika

Natao sonia omaly, teny amin’ny foiben’ny minisiteran’ ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, Am­pe­filoha, ny fanaovan-tsonia fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny minisitera sy ny ori­nasa Orange Madagasikara. Hifototra amin’ny fanamafisana ny fifehezana ny niomerika, hanamora ny fidiran’ny tanora sy ny vehivavy amin’ny sehatry ny asa ny tanjon’ny roa tonta. Hitondra […]

Fahasalaman’ny saina: hisy fitsirihana sy fanentanana maimaimpoana eny Mahamasina

Tanjon’ny Fikambanan’ny vondrona misehatra amin’ny fahasalaman’ny saina sy manohana ara-tsaina sy ara- tsosialy ny hanorina fahasalamana ara-tsaina miabo sy matanjaka ho an’ny vahoaka. Manomboka anio ary haharitra roa andro ny hetsika ataon’ny mpikambana ao amin’ny Vovo­nan’ny mpisehatra ho an’ny fahasalaman’ny saina eto Madagasikara, eny amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena […]

Judo – «Mondiaux sénior»: resy teo amin’ny 1/4-dalana i Laura

Omaly no niakatra “tatami”, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany taranja judo, Rasoanaivo Aina Laura, ho an’ny sokajy “senior”. Fihaonana tanterahina any Baku, Azerbaijan. Nandresy ilay Romanina, i Moscalu Serafima, teo amin’ny fihodinana voalohany ny tovovavy, ho an’ny sokajy “D” latsaky ny 70 kg. Tamin’ny alalan’ny Ippon, teo amin’ny […]

Fanatanjahantena ho an’ny Oniversite: naverin’ny fanjakana ny fifaninanana « Universiade »

Taorian’ny andiany voalohany 2019, hotanterahina ao Antsirabe, ny 30 oktobra ha­tramin’ny 8 novambra ho avy izao, ny fihaonana ara-panatanjahantena sy kolo­tsaina “Universiade” andiany faha­roa. Hetsika natao hampivondronana ireo mpianatry ny Oniversite manerana an’i Madagasikara izy ity, hiara­han’ny minisiteran’ny Fampia­narana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa (Mesupres) sy ny minisiteran’ ny […]