Auteur/autrice : Adnews

Vono olona teny Ambohimanga : Olona efatra voalaza fa efa voasambotra

Telo andro taorian’ny fahitana ny vatana mangatsiakan’i Haingotiana sy Stephanie teny Andranomatsatso, kaominina Ambohimanga Rova, ny alahady atoandro teo, miisa efatra ireo olona efa voasambotra, voarohirohy tamin’ny famonoana azy ireo roa vavy ireo. Voasambotra ny alahady hariva ihany ny roa tamin’izy ireo, raha ny fanazavana voaray tamin’ny fianakavian’ny maty. Voalaza, […]

Ambohitrimanjaka : Vehivavy iray namoy ny ainy, dimy naratra

Olana tampoka teo amin’ny familiana niafara tamin’ny lozam-piarakodia, tetsy Ambohitrimanjaka, omaly maraina. Olona iray maty ary dimy naratra. Tsy tana ny ain’ny renim-pianakaviana iray, raha toa ka avotra soa aman-tsara ireo olona dimy hafa niaraka taminy, nandritra ny lozam-pifamoivoizana tetsy amin’ny fokontany Ampahibe, Ambohitrimanjaka, omaly ma­raina, tamin’ny 8 ora sy […]

« Sarimiantsa » : Hiantsa tononkalo ny mpilalao sarimihetsika

Hafa noho ireo efa hita hatramin’izay. Fiantsana to­nonkalo karakarain’ny Fari­bolana Sandratra ao amin’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM-GZ) Analakely, ny tolakandron’ny 19 septambra izao, manomboka amin’ny 3 ora. « Sarimiantsa », hiano­hana antsa tononkalo 35 miaraka amin’i Mina Ilarion, Nofy, Christophe Rabearimanana, Anjara Tsy Ahy ary i Haintso Nirina. « Anisan’ny hampiavaka ny Sarimiantsa ny fomba […]

« Tsy tontan’ny ela »: Mirakitra tantara ho an’i Samoëla ao Antsahamanitra

Mitohy ny fankalazana ny 30 taona an-tsehatra. Rariny loatra raha handalo indray ao Antsahamanitra i Samoëla, hanohy ny tantara. «Tsy tontan’ny ela ». Mahalaza be izay lohateny nosafi­diana izay. Ho an’ilay fampisehoana hotontosain’i Sa­moëla etsy Antsahamanitra, ny alahady 30 aogositra izao io, manomboka amin’ny 3 ora. « Impito ny tao Antsahama­nitra. Fanimbalony […]