Nihena 2,24% ny taham-pahafahana nasionaly tamin’ ny fanadinana bakalorea, izay 48,49% raha ampitahaina tamin’ny voka-panadinana tamin’ny taona 2025 izay nahatratra 50,73 %. Anisan’ny anton’izany fidinana izany ny fanaraha-maso hentitra hampiakarana ny kalitao sy ny lanjan’ny diplaoma mivoaka, raha ny fanazavana. Manoloana ny fihanaky ny aretina Ebola any amin’ ny firenena […]
Auteur/autrice : Adnews
Zaikaben’ny tanora ho an’ny fahitsiana : Hatao eto Antananarivo, ny 1 sy 2 oktobra
Hanatanteraka “Forum national pour la promotion de l’intégrité” ny Kaomity mitandro ny Fahitsiana (CSI), ny 1 sy 2 oktobra ho avy izao, eny amin’ny oniversiten’Antananarivo. Tohanan’ny Organisation internationale de la Francophonie (OIF) sy ny Confédération Suisse ny hetsika. Misokatra ho an’ny tanora malagasy rehetra 18 taona ka hatramin’ny 35 taona […]
ENS-SEAS -Toamasina : Namoaka mpianatra hisehatra amin’ ny fanabeazana sy fampianarana
Notanterahina ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny Port Academy Center Toamasina, ny lanonana famoahana ofisialy sy fanolorana mari-pahaizana ho an’ireo mpianatra miisa 484, manana Licence sy Master, ho an’ny taom-pianarana 2025-2026. Nanaraka fiofanana tao amin’ny École normale supérieure – Sciences de l’éducation et administration scolaire (ENS-SEAS), oniversiten’i Toamasina, izy ireo. […]
25 taonan’ny Antsirabe Rugby Club: Lasan’ny Besarety RC ny amboara
Notanterahina ny alahady lasa teo, tao amin’ny Kianja Lycée André Resampa Antsirabe, ny lalao famaranana nankalazana ny faha-25 taona nijoroan’ny Antsirabe Rugby Club (ARC). Norombahin’ny Besarety Rugby Club ny amboara sy ny lelavola ary omby mifaha, rehefa nandresy ny XV Taureaux, tamin’ny isa 18 no ho 13. Fihaonana niady ary […]
Tsipy kanetibe : Miandry ny Federasiona ny fifindran’i Tiana kely ao amin’ny Decines
Mbola eo am-piandrasana ny taratasy fifindrana avy amin’ny Federasiona malagasin’ny tsipy kanetibe (FSBM) i Tiana kely, amin’izao fotoana izao. Hifindra ao amin’ny klioba Decines ity Malagasy mpilalao ity, ny taona ho avy io. Nambaran’ny filohan’ny klioba UBMT, Ratsimbaharison Luc, omaly, teny Ankatso, fa misy mpilalao telo ao amin’izy ireo halain’ny […]




