Manomboka ny asa fananganana ny tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro any Belo Tsiribihina. Fiaraha-miasa iarahana amin’ny orinasa Lemi, amin’ny alalan’ny tetikasa Decim, vatsian’ny Banky iraisam-pirenena vola. Hanana tanjaka 1 750 kWc sy bateria mitahiry angovo 5 000 kWh ity fotodrafitrasa ity. Hatsangana amin’ny velaran-tany 1,6 ha. Tafiditra ao anatin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Enim-bolana 2026 : Tafakatra 4,2% ny fitomboan-karena
Mizotra araka ny tokony ho izy ny lafiny toekarena ankapobeny. Hirosoana koa ny fampahafantarana ho an’ny rehetra ny fitantanana ny volam-panjakana mba hisian’ny mangarahara. Anisan’ny nitondran’ny Praiminisitra, Rajaonarison Mamitiana, fanazavana tao amin’ny fahitalavi-pirenena, ny alahady teo, ny mahakasika ny toekarena eto amintsika. Nambarany fa mizotra araka ny tokony ho izy […]
FANTINA sy FINTINA
Tsy mijanona eto anivon’ny firenena ny ady amin’ny kolikoly, araka ny nambaran’ny minisitry ny Fitsarana, Fanirisoa Ernaivo, tetsy Ankorondrano, afakomaly. Miitatra hatrany amin’ny sehatra iraisam-pirenena izany ka ao anatiny koa ny heloka ara-bola. Antony niofanan’ireo mpitsara ny lalàna « Common Law » hatramin’ny zoma izao izany. Ireo mpitarika Tim distrika […]
Ceni – Fisoratana anaty lisi-pifidianana : Mametraka ny paikady « Ambohipihaonana »
Fomba fiasa apetraky ny Ceni amin’ny fanavaozana tanteraka ny lisi-pifidianana ny fanakaikezana vahoaka. Nambaran’ny filoha lefitry ny Ceni ho an’ny faritanin’Antananarivo, Zoelson Andrianirina, fa efa am-perinasa ny sehatra « Ambohipihaonana ». « Manakaiky kokoa ny olom-pirenena izahay amin’io fomba fiasa sy paikady io », hoy izy. Anisan’ny nanatanterahina izany, omaly, ny tetsy amin’ny biraon’ny […]
Fikaonandoha tany Farafangana : Mitaky sazy henjana ho an’ny mpangala-bato ny MMM
Nitohy tao Farafangana, faritra Atsimo Atsinanana, indray ny fikaonandoham-paritry ny MMM, ny faran’ny herinandro teo. Anisan’ny nifanakalozana tamin’izany ny momba ny fifidianana sy ny faritra mahazaka tena. Tsy ny olona no olana. « Ilay rafitra mihitsy no mila ovaina. Diovina koa ny tokotanim-pifidianana ary raisina avokoa ny fepetra rehetra manoloana ny […]





