Auteur/autrice : Adnews

Madajazzcar 2026 : Hetsika efatra hotanterahina anio

Hiavaka ny andro anio ho an’ny fandaharam-potoan’ny Madajazzcar 2026. Hetsika efatra avy hatrany no indray hotanterahina. Atrikasa mia­raka amin’ny tarika Muthaiga Three, ao amin’ny CGM Toha­tohabaton’Antaninarenina, manomboka amin’ny 10 ora sy sasany. Amin’ny 1 ora sy sasany, ao amin’ny Lycée Moderne Ampefiloha « Jazz mobile ». Ny « Jazz à […]

Billard – IBF Taom World Series : Malagasy efatra hifaninana atsy Afrika Atsimo

Hanana solontena ao anatin’ny ekipa voafantina Rest of the World Tigers, amin’ny taranja Billard, ny Malagasy. Efatra mianadahy izy ireo ary hiatrika ny fiadiana ny IBF Taom World Series, hatao atsy Afrika Atsimo. Ankoatra izay, mbola hiaro ny voninahi-pirenena amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ihany koa. Hifanindran-dalana amin’ny fiadiana […]

« Talent Growth Lab » : Tosika ho an’ireo manan-talenta ara-javakanto

Ahoana ny hamadihana ny talenta ho loharanom-bola? Ny valin’izay no nampidirin’ ny JCI Iarivo anatin’ny fandaharanasan’ny tetikasa iray, hanaraka ireo tanora manan-talenta mandra-pahitany ny lalana hombana. Hiditra amin’ny andiany faharoa ny fandaharanasa “Accelerator for Creative Talent” na ACT 2026, ho an’ny Jeune chambre internationale Iarivo. Ao anatin’ izay no nampahafantaran’izy […]

VAOVAO TAMBATRA

Mitentina 22 tapitrisa Ar ireo entana lany daty nodorana tao Bekitrobaka-Antsohihy. Nahitana paty milanja 2 taonina, bisky, fromazy, ranom-boankazo, vatomamy sy maro samihafa izany. Nopotehina ihany koa ireo rano fisotro lany daty tamina tavoahangy miisa 4 016 tao Nosy Be. “Silicones” sy loko lany daty tamina mpivarotra tetsy Ambohipo no […]

LTP Ampasapito : Hamafisina ny fahaiza-manao niomerika

Tsy afa-misaraka ny fa­nabeazana sy ny teknolojia niomerika. Antony nahatonga ny minisiteran’ny Fampirobo­roboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny Paositra sy ny fifandraisan-davitra (MNDPT) nanolotra fampitaovana informatika ho an’ny Lycée Tek­ni­ka (LTP) etsy Ampasapito. Anisan’izany ny solosaina miisa 10. Tetikasa hano­hanana ny fahaiza-manaon’ny mpianatra sy hanamafisana ny fampiasana ny teknolojia niomerika […]