Auteur/autrice : Adnews

Politique en bref

D’après Siteny Randrianasoloniaiko, président de l’Assemblée nationale, lors de la séance plénière à Tsimbazaza, il sera nommé prochainement président de la Sadc, sans donner plus de détails. Selon ce dernier, il continue encore d’occuper son poste jusqu’à son départ.

Pas de consensus sur le consensus

Suite au récent débat télévisé « unilatéral », sur la réduction à tout prix, des coûts de l’internet à Madagascar, avec quatre ministres du même bord comme invités, le Groupement des opérateurs de télécommunication, a dû se fendre un communiqué en guise de réponse, clarifiant certains points interprétés autrement qui risquent de […]

TSELATRA

Naiditra vonjimaika am-ponja eny Tsiafahy ilay raim-pianakaviana nanindrona antsy ka nahafaty ny zanany roa lahy tetsy Imerimanjaka By-Pass, ny alin’ny sabotsy lasa teo. Niakatra fampanoavana tetsy anivon’ny fitsarana Anosy, omaly, ny raharaha ka izao nalefa vonjimaika eny am-ponja izao ny tenany. Andrasana ny tohin’ny raharaha. Namoy ny ainy afakomaly ireo […]

RN7-Fiara tra-doza: Mpianaka niara-namoy ny ainy

Tsy tana ny ain’ny ramatoa iray 64 taona sy ny zaza vao efa-bolana monja taorian’ny lozam-pifamoivoizana teny amin’ny lalam-pirenena fahafito, distrikan’Ambositra, ny 23 novambra lasa teo. Ni­tondra mpianakavy avy na­mon­jy fahoriana tany amin’ny distrikan’Anjozorobe io fiara io. Nikasa hitodi-doha any Fianarantsoa izay tanàna fo­nenany izy ireo kinanjo tra-doza tampoka. Tafavoaka […]