Nihaona tamin’ny mpitandro filaminana sy ny sampan-draharahan’ny fananan-tany tao Tangorona, ireo vondron’ olona milaza fa tompon-tany ara-dalàna any Antsihanaka, ny Alakamisy lasa teo. Nanamarina ampahibemaso ny tomponandraikitra fa izay manana taratasy ara-dalàna (bokin-tany na kara-tany) ihany no tompony sy afaka mamboly ary mioty ny vokatra aminy. ” Midika izany fa […]
Auteur/autrice : Adnews
Tsimbazaza : Ankizilahy fito taona, novonoina sy natsipy tao anaty lakandrano
Narian’ireo tsy mataho-tody tao anaty lakandrano iray tetsy Tsarafaritra Tsimbazaza ny fatin’i Miguel, ankizilahy kely vao 7 taona monja. Nahitana diam-pamaky miisa dimy tao amin’ny faritry ny lohany aoriana. Hita faty tao anaty lakandrano iray, tetsy Tsarafaritra Tsimbazaza ny fatin’i Miguel, ankizilahy kely vao 7 taona monja, ny alin’ny zoma mankany amin’ny […]
17 novambra 2025
Tir en l’air du 17 novembre 2025
Evènement: « Mpamaliha Mitety Tanàna » allie musique et patrimoine
« Mpamaliha Mitety Tanàna » fait son retour à Antananarivo cette semaine pour une nouvelle édition placée sous le signe du partage, de la transmission et de la valorisation du patrimoine musical malgache. Le programme s’ouvre ce mercredi avec un concert privé au Centre Les Orchidées Blanches à Androhibe et […]




