Auteur/autrice : Adnews

Lozam-pifamoivoizana : Vehivavy nitondra bisikileta maty voahitsaky ny kamiao

Fiarabe mpitatitra iray nanitsaka olona tany Moramanga, omaly. Maty tsy tra-drano, vokatr’izany, ny vehivavy iray nitondra bisikileta. Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina indray tany amin’ ny lalam-pirenena faharoa, omaly tokony ho tamin’ny 5 ora sy fahefany hariva. Ni­tranga teo alohan’ny sekolim-pinoana iray ao Moramanga ny loza. Vehivavy iray manodidina ny 30 […]