Tafapetraka tetsy amin’ny fitsarana Anosy ny fitorian’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM), manoloana ny herisetra nihatra tamin’ny mpanao gazety, afakomaly, teny an-kianja. Mangataka fiaraha-midinika ny Emmo/Nat. Nambaran’ny filohan’ny OJM, Monica Rasoloarison, fa tsy azo ekena ny herisetra atao amin’ny mpanao gazety eny an-kianja. « Tsipahinay eto anivon’ny holafitra sy ireo fikambanana […]
Auteur/autrice : Adnews
Fitantanam-panjakana : Misy antony sy vokany ary azo vahana ny krizy politika
Eo amin’ny tantaram-pirenena, saika tsy mahafa-bela ny krizy politika: mitovitovy, miverimberina… Amin’izany, misy antony sy vokany ary azo vahana ny krizy politika; eny, azo sorohina aza. Izay tsara ho fantatra ankapobeny, andrana famakafakana… Fikatsoan’ny fampandehanana ara-dalàna ny fanjakana ny krizy politika: fikorontanana anatiny, na vondrom-bahoaka… Mety hiafara amin’ny fahaverezan’ny maha […]
2 oktobra 2025
Tir en l’air du 2 octobre 2025
Art et biodiversité: l’exposition des œuvres des lauréats, reportée
Au mois de juillet dernier, la Fondation pour les Aires protégées et la biodiversité de Madagascar (FAPBM) ainsi que l’association des artistes La Teinturerie ont dévoilé les lauréats de la quatrième édition du concours Art et biodiversité. Après des descentes sur terrain et quelques jours de résidences de création, les […]




