Mampihena ny takaitra ny fananana fahaizana mamolavola izay miantoka ny fahavononana rehefa misy voina. Ilaina koa ny fanaovana fanazaran-tena. Tanterahina mandritra ny roa andro, eny Ankorondrano, nifarana omaly, ny atrikasa fanamafisana ny fahaizana mamolavola sy miantoka ny fahavononana amin’ny vonjy taitra. Ny fandrindrana momba ny fanazaran-tena araka ny fomba fiasa […]
Auteur/autrice : Adnews
« Labdihy » andiany faha-11: Hanambatra talenta roa ny « Tezambita velona »
Nosokafana, omaly, tao amin’ny Institut de civilisation musée d’art et d’archéologie université d’Antananarivo (ICMAA) Isoraka ny Labdihy. Hetsika manasongadina ny tontolon’ny dihy sy ny asa famoronana ao anatiny. « Tetezambita velona », anarana sy lohahevitra isaloran’ity andiany faha-11 ity. Hanambatra talenta roa ananan’i Maromaitso sy Hanitriombalahimbaviantitra. I Maromaitso (Ariry) eo […]
Boky : Hivoaka ny « Valihan’Ikaky » I
Efa nisy ny famoahana teo aloha. Saingy, « tsy maintsy naverina natonta ny boky « Valihan’Ikaky », noho ny antony lehibe vitsivitsy. Nampiakatra ambony be ny vidiny ny nisian’ ny takelaka maro tao anatiny. Ny hampivelatra ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy no anisan’ny tanjona kendrena. Misy fandraisan’anjaran’ireo mpanoratra tanora […]
Fandresena ara-diplomatika : Tafaverina amin’i Madagasikara ny kabeson’ny Ampanjaka Toera
Tafiditra ao anatin’ny maherifon’ny firenena ny Ampanjaka Toera sy ireo mpitari-tafika notapahin-doha ny taona 1897. Nentin’ny mpanjanaka tany aminy ny kabeson’izy ireo… Omaly no namerenan-dry zareo izany. 128 taona aty aorian’ ny namonoana sy nanapahan-doha azy (alin’ny 29 aogositra 1897). Natolotry ny fanjakana Frantsay tamin’ny fomba ofisialy, omaly, tao Paris […]
SOMBIM-BAOVAO
Resin’ny Maraoka, teo amin’ny « tie break » i Madagasikara teo anatin’ny andro fahatelon’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika (Can), taranja Volley ball, ho an’ny sokajy U16 vehivavy, izay atao any Tonizia. Tapitra hatreo, araka izany, ny lalan’ny ekipa malagasy amin’ity fifaninanana ity, rehefa resy intelo nisesy. Voatsonga handray anjara amin’ny […]




