Notanterahina ny sabotsy teo, tetsy Ambatonakanga, ny fotoam-pivavahana nanokafana ny taom-pianarana vaovao ho an’ny sekoly ambony momba ny teolojia sy ny hay fivavahana (Esther). “Antoky ny firenena tsara tantana sy ny fierenandoha ara-toekarena eto Madagasikara ny fianarana ny teolojia”, hoy Randriamampionona Alfred, talen’ny ivontoeram-pampianarana. “Manampy amin’ny famolavolana ny olom-pirenena ho […]
Auteur/autrice : Adnews
Rajoelina Mialy : Nivoaka tamin’ny fahanginana!
Nampiaka-peo ny vadin’ny filoham-pirenena, Rajoelina R.Mialy, afakomaly. Tsy tokony hampidirina amin’izay raharaha tsy mahakasika azy ireo ny zanany. Manameloka ireo mpanely vaovao diso izy. Tsy mba fanaony! Nivoaka tamin’ny fahanginana ny vadin’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Mialy, tamin’ny sabotsy lasa teo. Namaly ireo mpikirakira tambajotran-tserasera izy, manoloana ny filazana mahakasika ny […]
FANTINA sy FINTINA
Maromaro ireo mitaky fanadihadiana parlemantera momba ireo “Boeing 777”, miisa 5 any Iran. Anisan’izany ny depiote “Del kely”. Nambarany fa tokony hirosoana izany ary hamoahana didy tsy fahazoana mivoaka eto ny ministry ny Fitaterana. Tahaka izany koa ny antoko Leader Fanilo. “Tokony hiditra an-tsehatra ny Bianco sy ny Pac”, hoy […]
Fotodrafitrasan’ny MFFT : Notokanan’ny minisitra ny tranombakoka
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny herinandro teo, ny tranombakoka sy ny efitrano fitahirizana antontan-taratasy momba ny fandrefesan-tany, etsy Anosy, ao amin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Tonga nitokana izany, teny an-toerana, ny zoma teo, ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, Andriantsitohaina Naina. Teo koa […]
Fangaraharana hoe…
Mila manana fitadidiana be, hono, izay mandainga. Sao voafandriky ny laingany amin’ny farany raha miovaova izay lazainy. Tsy vitan’izay, raha vao mandainga indray mandeha amin’ny raharaha iray, voatery mandainga hatrany hanamarinana ny lainga na handaingana ny marina. Hafa ihany ny mandeha amin’ny fahamarinana: tsy miovaova, matoky tena… Inona no ilazana […]




