Hotanterahina any Mahajanga, ny 14 ka hatramin’ny 16 aogositra ho avy izao, ny «Rallye vacances”. Dingana fahatelo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. Fifaninanana karakarain’ny klioba Gojang. Nandritra ny tafa ho an’ny mpanao gazety, nataon’ny tomponandraikitry ny klioba tetsy Soarano, ny sabotsy lasa teo, no nahalalana fa misy zava-baovao nentina […]
Auteur/autrice : Adnews
“ASIEF 2025” : Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tany Mahajanga
“Fanatanjahantena ao anatin’ny fitoviana sy ny firaisankina” no lohahevitra ho an’ny fifaninanam-pirenena Association sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires (Asief) taona 2025. Fifaninanana tontosaina ao Mahajanga, izay nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny zoma 1 aogositra lasa teo, teny amin’ny “Village Touristique” Mahajanga. Diabe niainga teny amin’ny Barea no nanombohana ny […]
DAKA AN-JORONY: Sakay sy tsiperifery io ê!
Tsy zava-baovao amin’ny sofina intsony fa toy ny sakafo fihinana isan’andro ny fandrenesana tsy fifankahazoana eo amin’ny ligy sy ny federasionina. Mahavalalanina ihany anefa fa raiamandreny sy zanaka ka tsy mifampiaino intsony. Ny iray kizitina, ny iray be kirina, hany ka mihenjan-droa mifampisintona havia sy havanana. Sakay sy tsiperifery io […]
« Chan 2024 » : Nahazo isa tokana tamin’ny ady sahala nataony ny Barea
Azo lazaina fa tsara ny vokatra azon’ny Barea de Madagascar, omaly, tany Tanzanie, tamin’ity « chan” ity. Nahazo isa iray izy ireo, na dia nilalao folo aza. Ady sahala tsy nisy nitoko ny an’i Mauritanie sy i Madagasikara. Tsy resy aloha! Nahazo isa iray ny ekipa nasionaly malagasy, tamin’ity andro voalohan’ny […]
Lalaon’ny CJSOI: Nahazo medaly 15 sahady i Madagasikara
Nirarakompana ny medaly azon’ny Malagasy tamin’ny andro fahatelon’ny « CJSOI », tanterahina atsy Seychelles. Nisongadina ny Malagasy atleta mpimbata fonjamby. Nahazo vokatra tsara ihany koa ny Barea sy ny Ankoay. Telo andro izay no vita, nandrombaka medaly 15 sahady, volamena 9 sy volafotsy 6, i Madagasikara, amin’ity fifaninanana ho an’ny tanora aty […]




