Notokanan’ny Filohan’ny Repoblika Malagasy, Rajoelina Andry, ny faran’ny herinandro lasa teo, tao amin’ny Distrikan’i Maroantsetra, ny Kianja roa manara-penitra, eny an-drenivohitry ny tanàna sy ny ao amin’ny kaominina Anjahana. Tafiditra amin’ny tetikasan’ny Filohan’ny Repoblika, ny hetsika tahaka izao. Tsara ny mampahafantatra fa zava-dehibe ho an’ny tanora sy ny Fanatanjahantena ny […]
Auteur/autrice : Adnews
“Grand Skate Tour” : Handray anjara i Madagasikara
Nahazo fanasana handray anjara amin’ny “Grand Skate Tour” indray i Madagasikara. Fifaninanana hotontosaina any Rosia ny volana aogositra izao. Rasolofonirina Jean Christ, fantatry ny maro amin’ny anarana hoe i Lofo no hisolo tena an’i Madagasikara amin’ity fifaninanana goavana maneran-tany amin’ny taranja Skate ity. Ny hitondra amboara hiverina an-tanindrazana no tanjon’i […]
Tenisy – Coupe Davis :Tsy tafakatra ao amin’ny vondrona IV ny Akomba
Taorian’izay fandresena intelo nisesy nandritra ny fifanintsanana Davis Cup, izay natao tany Botswana, ny herinandro lasa teo. Lavon-dry zareo Botsoaney, tamin’ny isa 2 no ho 1, ny ekipa nasionaly malagasy ny sabotsy lasa teo, ka tsy hiakatra ao amin’ny vondrona IV. Mbola mijanona ao amin’ ny vondrona V, indray i […]
Karate-Tompondakan’i Afrika : Medaly alimo 5 norombahin’ny Malagasy
Tsy tanam-polo fa nitondra vokatra ny Malagasy mpikatroka niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja karate, tany Nizeria, natao ny 24 hatramin’ny 27 jolay lasa teo. Medaly alimo 5 no norombahin’ny atleta malagasy nandritra izany. Nahazoana vokatra tsara avokoa ny sokajy rehetra, na ny Cadets, na ny Juniors, na ny […]
TARATRY ny KANTO
Tsara, mahay, kanto… Mbola voaporofo indray fa izay nahay nametraka an’ireo ao anatina vanim-potoana iray… Tsy hadinon’ny olona mihitsy. Raha manana ny maha izy azy ny kalon’ny fahiny, hatramin’ izay ka hatramin’izao. Tahaka izany ihany koa ny sanganasan’ireo mpihiran’ny taona 2000. Tsy latsa-danja ihany koa ny teo anelanelan’ireo fotoana roa […]




