Auteur/autrice : Adnews

« Foara Fibre Yas »: Internet maimaimpoana mandritra ny 2 volana

Hatao ny 18 sy ny 19 jona 2026 ho avy izao ny « Foara Fibre Yas » eny amin’ny Zaridaina Antaninarenina. Nohazavain’ny tomponandraikitry ny fanentanana ao amin’ny orinasa Yas, Ramatoa Rakotoanosy Anja Nomena, omaly, fa tanjona ny fanakaikezana bebe kokoa ny mpanjifa. Anisan’ny tena hampahafantarina ny mpanjifa amin’ireo fotoana ireo ny mahakasika […]

VAOVAO TAMBATRA

Miato ny fampiharana ilay hetra TVM na Haba amin’ny fiara enti-milina. Izay ny fepetra noraisin’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, ny 11 jona teo. Nambarany fa efa nolanian’ny Antenimiera roa tonta io hetra io, tao anaty tetibola 2026, mialoha ny fijoroan’ny fitondrana Fanavaozana. Antony nampiatoana ny TVM ny fitsinjovana ny […]

FANTINA sy FINTINA

Naneho ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny filohan’ny antoko Otrikafo, Rabevahiny Elia. Hentitra ny teniny. « Hadisoana lehibe ny tsy nandraisana fanapahan-kevitra nandravana ireo An­drim­panja­kana tsy nahomby, notakina teny an-kianja », hoy ity mpitarika ny KFIM ity. Nanatanteraka famorana faobe tao Anka­di­nandriana ny Malagasy miara-miainga, omaly. Mpitsabo mpikambana ao anatin’ny antoko ihany […]