Dans une époque où les polémiques se déversent plus vite que la pluie en saison cyclonique, notamment à travers les réseaux sociaux, il est devenu rare de voir des dirigeants répondre non par la véhémence, mais par la constance de leurs principes. Le président-directeur général du groupe Sodiat, vient pourtant […]
Auteur/autrice : Adnews
Actions sociales: Andry Rajoelina toujours plus proche de la population
Toujours plus proche et à l’écoute de la population, pour mieux répondre aux attentes en matière de développement, Andry Rajoelina a effectué une visite dans le Fokontany Ankasina et a procédé à la distribution de filets de sécurité, ciblant plus de 7.000 foyers à Andohatapenaka, hier. Plus de 400 chantiers […]
INDRAY MIJERY
Nanambara ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina fa nosokafana tany Fianarantsoa, ny iray volana fanaovana ny Rejisitra sosialy tokana. Handraiketana an-tsoratra ny fianakaviana sahirana hisitraka tohana izany. Natao anatin’ny sarintany ireo tokantrano miaraka amin’ny sokajiny avy. Efa nafindra any Fieferamanga ireo tokantrano teny an-dalambe. 17 ny tokantrano niverina any […]
Faritra Atsimo Atsinanana : 85% ny taham-pitsirian’ny zana-kazo novolena
Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fanombohana ny Androm-pirenena ho fikolokoloana sy fanaraha-maso ny zana-kazo voavoly ho an’ny faritra Atsimo Atsinanana, tao Agnilobe, fokontany Amporoforo, kaominina Amporoforo, distrika Farafangana. Fanombanana sy fanisana ny zana-kazo mitsiry, fanadiovana ny fototry ny zana-kazo, fanondrahana ary fanamboarana aro afo no asa natao nandritra izany. […]
EPS- BEPC : Mandray mpiadina 4 334 ny Kianjan’Isahafa
Ambohi-pihaonan’ny mpiadina fanatanjahantena amin’ny BEPC nanomboka omaly, ny tao amin’ny Kianjan’Isahafa, ao Anosy Avaratra. Avy amin’ny Zap 11, anatin’ny Cisco Antananarivo Avaradrano, ireo mpianatra manao ny fanadinana. Mpiadina miisa 4 334, avy amin’ny sekoly miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana amin’ny tapany avaratra no miatrika izany. Tafiditra ao ireo mpiadina avy […]




