7 200 ny tokantrano nahazo Vatsy Tsinjo, omaly, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka. Tafiditra amin’ny fiahiana ny sosialim-bahoaka, vinan’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, izany. Miverina ny fizarana Vatsy Tsinjo avy amin’ny fitondram-panjakana. Nanome fiahiana sosialy manokana ho an’ny mpianatra hanala CEPE sy fianakaviana 7 200 ny filohan’ny Repoblika. Nahazo ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Governoran’ny Faritra Atsinanana: “Mibosesika ny mpandraharaha vahiny hampiasa vola”, hoy Rakotovao Andry
Anisan’ny faritra manana ny hoaviny amin’ny lafiny fampandrosoana ny ao Atsinanana. “Tsy mijanona ho renivohitry ny toekarena fotsiny i Toamasina, afaka dimy taona dia hiova tanteraka noho ireo tetikasan’ ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry”, hoy ny governora mpisolo toerana, Rakotovao Andry. Gazety Taratra (*): Valo volana taorian’ny nametrahana anao ho […]
Hanatontosa ny “Tohan’aina” : Mandalo eto ny Miss sy Mister malagasy diaspora
I Kevina Volazara no Miss malagasy raha toa ka i Yanisse Jafari no Mister malagasy 2025. Mandalo aty an-tanindrazana izy ireo, ary nihaona tamin’ny mpanao gazety ny sabotsy teo, tetsy Antaninarenina. “Fitsidihana efa fanao isan-taona izy ity, ho an’ny Miss sy Mister malagasy. Hanatontosa ilay tetikasa “Tohan’ aina” no tena […]
TARATRY ny KANTO
Tsy araka ny nandrasana ny vokatra tamin’ny “Madaghost Show”. Noheverina ho tokony anisan’ireo seho goavana ity niseho omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ity. Tarika 20 be izao no nalahatra, saingy tsy maro toa izany kosa anefa ireo mpankafy namaly ny antso. Mpanakanto heverina fa tian’ny tanora amin’izao fotoana izao […]
Novelomin’ireo tanora : Mitoetra ny kanton’i Bessa
Tsy azo lavina, mbola mitoetra ary tsy ho lefy laza vetivety ireo hiran’i Bessa. Voaporofo indray izany, nandritra ny fampisehoana izay nitranga tetsy amin’ny CCEsca Antanimena, omaly. I Mahery no nanao ny feon-dehilahy ary i Faniry Raelison, Nanie ary i Farakely kosa no nifarimbona tamin’ny feom-behivavy. Nosafidian’izy ireo manokana ireo […]




