Auteur/autrice : Adnews

Afrobasket 2025 : Miray vondrona “B” i Madagasikara sy i Tunisie

Tafalatsaka anaty sokajy misy firenena telo sangany eto Afrika i Madagasikara. Anisan’ireo manana traikefa avo amin’izany i Tunisie sy i Nigeria. Notontosaina ny zoma teo, tany Luanda Ango­la, ny antsapaka hahafantarana izay ho mpiray vondrona mandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, “Afrobasket 2025”. Fifanina­nana hotanterahina any An­gola, ny 12 […]

Rosa Club de l’Imerina: 65 taona nanabeazana mpilalao sy mpanazatra sangany

Mananika ny faha-65 taonany ankehitriny ny Rosa Club de l’Imerina, taranja rugby. Fileovana tsy miala an-daharana fa mijoro hatrany ary miatrika foana ireo fifaninanana isan-tsokajiny. Nandia vanim-potoana sarotra saingy nahavita dingana goavana izy ireo. Satria, namoaka mpanazatra sy mpilalao sangany maro mandrafitra ny ekipam-pirenena. Anisan’ny fileovana rugby eny amin’ny kartie, […]

Boulevard Ratsimilaho : Polisy kaominaly matin’ny lozam-pifamoivoizana

Moto nandeha mafy ka tsy nahafehy izany ny mpitondra ary nianjera. Nipitika teny amin’ny sisin’arabe ny lehilahy iray ka nitarika ny fahafatesany, tao amin’ny Boulevard Ratsimilaho, Toamasina, ny alahady 11 mey maraina teo. Tovolahy mpiasa eo anivon’ny kaominina manakaiky ambonivohitra Toamasina II izy. Polisy kaominaly no anjara asany amin’izany. Raha […]