Simba ka miato ny milina G7 ao amin’ny tobin-drano eny Mandroseza I. Misy ny olana ara-teknika ao amin’ny paompy, mitarika fampijanonana ny famatsian-drano amin’ny faritra maromaro eto an-dRenivohitra izany. Anisany ny eny Faravohitra, Antaninarenina, Behoririka, Ankatso, Anjanahary, Manjakaray, Mahamasina, Ambohimitsimbina, Tanjombato, sns. Nitsidika ny fizotry ny asa fanadiovana ny Lakandranon’i […]
Auteur/autrice : Adnews
Manakaiky ny mpanjifa : hitety tanàna 5 ny « Camion Tour »
Mitohy ny fitetezam-paritra hataon’ny orinasa Star, amin’ny alalan’ny hetsika «Camion tour». Taorian’ny tany Antsirabe, tanàna dimy any amin’ny tapany atsimo indray no handalovana manomboka ny 20 avrily izao. Any Ambositra ny fijanonana voalohany, eo Antampon’ny Vinany. Mitohy any amin’ny Lapan’ny Vahoaka any Ifanadiana, ny 25 avrily. Any amin’ny toera-malalaka Verdure […]
Filoha Rajoelina Andry: « Teratany rwandais no hanarina ny Jirama »
Hanomboka amin’ny volana mey ho avy izao ny fananganana ireo foibem-pamokarana herinaratra avy amin’ny masoandro manerana ny distrika 47. Hitondra ny traikefany hanarina ny Jirama koa ny mpitantana avy any Rwanda. Tontosa, omaly, tao amin’ ny seranan-tsambon’i Toamasina, ny fandraisana tamin’ny fomba ofisialy ireo fitaovana hananganana ny foibem-pamokarana herinaratra avy […]
Fanabeazam-pirenena: fahombiazana ny 100 andro voalohany
Nanao tatitry ny 100 andro niasany ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Fantatra tamin’izany fa sekoly manara-penitra 23 no andalam-pahavitana ka hahafahana mandray mpianatra 2 208 vaovao indray. Novatsiana fitaovana toy ny dabilio, efitranon’ny mpampianatra, toeram-pisakafoana, laboratoara ho an’ny CEG sy ny Lycée ary fitaovana informatika misy tablette miisa 2 500 ireo sekoly […]
Fampianarana ambony: omen-danja ny asa fikarohana
Asa fikarohana fanoitra ho an’ny fampandrosoana no tarigetran’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Nanamafy izany ny tale jeneralin’ny fikarohana ara-tsiansa, Andriamaniraka Jaona Harilala, nandritra ny fandraisany ny andraikiny. Fomba ahafahana mampahafantatra ireo asa sy voka-pikarohana ny fanaovana ny fihaonambe ho an’ny fikarohana na ny “Forum de la recherche”. […]