Sahiran-tsaina ireo tokony hanao fitiliana eny amin’ny IPMadagascar fa miato aloha ny fandraisana ny fiahiana ho an’ny fitiliana rehetra raha mpiasam-panjakana amperinasa na misotro ronono ilay olona. Mbola mandray ny “prise en charge” kosa ny IMM Niparitaka ny feo, tato ho ato, teny amin’ny tambajotra serasera, fa tsy mandray «prise […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
Hiompana amin’ny asan’ny mpanoratra ny velakevitra ao amin’ny « Tokotany be », anio. « Ny mpanoratra sy ny asa sorany: fanainga enti-mampandroso ny fiarahamonina », ny lohahevitra hisarihan’i Riambola Mitia ireo hanatrika izany, amin’ny 10 ora maraina. Hanaraka aorian’izay ny atrikasa hataon’ny « Opération Bokiko », sy ny « Ndao hamaky boky ». « Ny fiainan’ny Malagasy ». Io ny […]
Tantara an-tsehatra: hifanesy ny fitetezam-paritry ny Iray Fy’Art
Hitodi-doha any Andraikiba Antsirabe indray ny tarika Iray Fy’Art, ny alahady ho avy izao, ao amin’ny kianjan’ny Ekar St Joseph Andohalo. Hitondra an-tsehatra ilay tantara nosoratan’i Niravo Randria: “Ny herin’ny vola”. Hamelona izany ireo mpilalao tantara amin’ny onjam-peo, ahitana an’i Faly, Rakoto, Synèse, miaraka amin’i Niravo sy Antsaravaka. Handrindra an-tsehatra […]
Hetsika « Tokotany be »: seha-pihariana hampiakatra ny toekarena ny kolontsaina
Sambany no nisy. Tafaraka amina toerana iray, anaty hetsika iray, rehefa mahakasika ny indostrian’ny kolontsaina sy ny asa famoronana. Tosika ho an’izay fihariana mifototra amin’ny zavakanto sy ny kolontsaina izay ny “Tokotany be”. “Ny toy izao no hahalalan’izao tontolo izao ny kolontsaina malagasy”, hoy i Fredy Kely, Mpikabary kalaza, fa […]
Fandrosoana: Ilaina ny tandrohasina
Ekena, sarotra ny mamaritra ny hoe « mandroso », rehefa hohasarotina. Mora kosa anefa rehefa hotsorina. Na izany aza, ny mahantra nanjary nanana, fandrosoana. Ny mpianatra nisondrotra kilasy, fandrosoana, sns. Ny dihy soroka nanjary dihim-pitombenana, fandrosoana ve? Raha ny faritra misy ireo eo amin’ny vatan’ny olombelona (soroka mankeo amin’ny fitombenana) […]