Niezaka namaritra ny atao hoe kanto, amin’ny alalan’ireo sanganasany Ranomenjanahary Rija na i Rij’Art. Tsy ho lefin’ny vanim-potoana ny mozika miaina misy fanahy. Hanoy izany hatrany izy. Ny taona 2018 no nanombohan-dRanomenjanahary Rija na i Rij’Art nikirakira ny mozika. Milalao sy mandalina ny mozika miaina sy misy fanahy. Io no […]
Auteur/autrice : Adnews
TSELATRA
Trano iray nirehitra tetsy amin’ny tohatohabaton’ Ambondrona, omaly tamin’ny 01 ora tolakandro. Trano tsy misy rihana mitafo fanitso ary afovoan-tanàna io nirehitra io. Tonga teny an-toerana namono sy nifehy ny afo ny avy amin’ny vondrona mpamonjy voina, telo minitra taorian’ny antso. Maty tanteraka ny afo 20mn taty aoriana. Manentana ny […]
Ekar Md Jérôme Anosibe: Tsipahin’ny mpino ny fibodoana ny tanim-piangonana
Niverina nihenjan-droa ny tady eo amin’ireo mpino katolika etsy amin’ny fiangonana Md Jérôme Anosibe sy ny olon-tsotra mibodo ny tany. Niverina niakatra fitsarana afakomaly indray ny raharaha, telo taona taorian’ny nivoahan’ny didim-pitsarana, ny taona 2021. Resy ilay olon-tsotra. Nigadona teny an-toerana nanatanteraka ny didy navoakan’ny fitsarana ny vadintany sy ny […]
Notetezin’ny lamasinina : Tapaka ny tongotr’ ilay vehivavy
Nifamonjen’ny nanatri-maso, vehivavy iray naratra mafy voahosin’ny lamasinina teny amin’ny lalamby Androndrakely, omaly maraina. Tsy manam-ponenana matotra, mivezivezy eny amin’ny manodidina io ramatoa io, araka ny loharanom-baovao. Nitsirara teo amin’ny toerana manakaiky ny lalamby izy. Nisotro toaka io vehivavy io. Tavela teo aminy ny tavoahangy nisotroany. Nandalo tampoka anefa ny […]
Anosibe : Jiolahy mitam-piadiana iray lavon’ny balan’ny Sag
Jiolahy mitam-piadiana iray lavon’ny balan’ny Sag nandritra ny fifanjevoana teo amin’ny polisy sy ireo olon-dratsy miisa efatra tetsy Anosibe. Tratra niaraka taminy ny basy kilalao iray sy bala miisa efatra. Raha toa ka tafatsoaka ireo namany telo hafa. Nirefodrefotra ny basy tetsy Anosibe, afakomaly alina. Nifanehitra tamin’ny polisy ny andian-jiolahy […]




