Auteur/autrice : Adnews

Foto-pisainana malagasy – Vehivavy: Loharanon’ny taranaka fa tsy fakana taranaka fotsiny

8 marsa, Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy. Matoa tinapaka eran-tany io, omen’izao tontolo izao lanja ny vehivavy. Na izany aza, samy manana ny fombany sy foto-pisainany ny firenena tsirairay. «Ny hanambadian-kiterahana », hoy ny Malagasy. Tsy niala lavitra izay tokoa ny nandraisan’ny fiarahamonina ny vehivavy. Loharanon-taranaka hahazoana ny ho dimby sy […]

Andriantseheno José Dominique: « Mizotra mankany amin’ny fahombiazana ny sarimihetsika malagasy »

Misy sady maro ny lesoka. Manaiky izany ny talen’ny ivontoerana ho an’ny sarimihetsika sy ny sarimiaina eto Madagasikara (ISSM), Andriantseheno Dominique. Nohamafisiny kosa fa efa mankany amin’ny lalan’ny fahom­biazana ankehitriny ny sehatra, ary misy ireo paikady maro enti-miatrika izany. Gazety Taratra (*)Amin’ ny maha tomponandraikitra voalohan’ny rafitra mi­fehy ny sarimihetsika […]

SOMBIM-BAOVAO

Araka ny fanambarana navoakan’ny pejin’ny FMF, omaly, ho fantatra ny 12 marsa ho avy io ny anaran’ireo mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar. Tsiahivina fa amin’ny 19 marsa ho avy izao, hifandona amin’i Centrafrique i Madagasikara, any Maroc. Ny 24 marsa ho avy io, hifanandrina amin’i Ghana ny Malagasy, […]

Rugby – Sevens challenger series : Vonona handresy an’i Georgie sy i Allemagne ny Makis

Hanomboka anio, ao Cape Town Afrika Atsimo, ny fihodinana faharoa amin’ny fiadiana ny “Sevens challenger series”, taranja rugby lalaovina olona 7, sokajy Senior, lehilahy. Anisan’ny hiatrika izany ny Makis de Madagascar. Araka ny fandaharam-potoana, hidona voalohany amin’ny Ma­lagasy i Georgie. Aorian’io, hifanandrina amin’i Allema­gne, ry zalahy. Vonona tanteraka ny Malagasy […]

Karate-Afrika : Mivondrona any Antsirabe ny atleta

Tsy miandry ela, miroso hatrany amin’ny fanohizana ny fandaharam-potoanany ny eo anivon’ny federasion’ny karate-do malagasy (FKM). Taorian’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy ankizy sy vehivavy farany teo, miroso amin’ny fampivondronana ireo atleta indray ny federasionina. Fampivondronana izay hitiliana ny handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, […]