La Commission d’enquête parlementaire sur la Jirama, a officiellement entamé ses travaux hier. Le président de l’Assemblée nationale, Siteny Randrianasoloniaiko, a indiqué que cette démarche vise à faire toute la lumière sur l’origine des problèmes liés à l’approvisionnement en électricité et en eau dans le pays et de savoir ce […]
Auteur/autrice : Adnews
Fikambanana Akamasoa : Ahitana ivontoeram-panofanana teknika roa
Nitsidika ny ivontoeram-panofanana Mahatsara, tamin’ ity herinandro ity, ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, Dr Andriamampandry Todisoa sy ireo mpiara-miasa aminy. Niarahana tamin’ny mompera Pedro Pablo Opeka, filoha mpanorina ny fikambanana Akamasoa izany. Nahazo fankatoavana ara-panjakana avy amin’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ity ivontoeram-panofanana […]
Fondation Axian sy ny Kozama: Nanokatra sekoly eny Imerintsiatosika
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny alarobia teo, ny EPP Mandrosoa ao Imerintsiatosika. Fiaraha-miasan’ny Fondation Axian sy ny fikambanana Kozama ary ireo manampahefana sy mponina ao amin’ny kaominina Imerintsiatosika no nahavitan’ny asa. Tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa Sekoly Yas izy ity. Efitrano fianarana telo sy trano fivoahana no natsangana, izay manome toeram-pianarana […]
Ady amin’ny Mpox : Nentanina ny lehiben’ny fokontany sy ny mpitsabo nentim-paharazana
Notanterahina nandritra ny roa andro ny atrikasa fanentanana sy fampahafantarana momba ny Mpox ho an’ireo lehiben’ny fokontany sy ireo mpitsabo nentim-paharazana avy amin’ny boriborintany enina eto Antananarivo, tamin’ity herinandro ity. Tanjona tamin’izany ny hanamafisana ny fandraisana anjaran’ireo mpisehatra eny ifotony amin’ ny fisorohana sy ny ady amin’ ny fiparitahan’ny valanaretina. […]
Ambalakisoa Toamasina: Jiolahy telo maty voatifitry ny polisy
Nirefodrefotra indray ny basy tao amin’ny fokontany Ambalakisoa, Toamasina, omaly alina. Nahatsikaritra zatovo maromaro, miisa enina, mirongo fitaovam-piadiana ny fokonolona any an-toerana. Nampandrenesina avy hatrany ny polisy sy ny zandary taorian’izay. Nidina ifotony nijery ny zava-misy sy nanao fanaraha-maso ireto farany vantany vao nahazo antso. Tratra ireo jiolahy ary raikitra […]




