Ny teo ihany tokoa no miverina amin’ny ankapobeny, eto Madagasikara. Iza no tsy nahatsiaro ny lahatenin’ny filoha Rajoelina Andry, efatra andro nialoha ny fionganany. Nahoraka ny siaka nataony tamin’ny mpanohana azy teny Iavoloha, nandritra ny fihaonambe ho an’ny tanora. Hentitra ny fiampangany ireo mpisolelaka ho rangory fototry afo amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Fivoriana tsy ara-potoana : Hajoro ny vaomiera hanadihady an-dRajoelina Andry
Hiroso amin’ny fivoriana tsy ara-potoana ny eo anivon’ny Antenimierampirenena. Anisan’ny mety hodinihina ny fitoriana ireo mpitondra ambony. Nivoaka tamin’ny filankevitry ny minisitra, tamin’ity herinandro ity, ny fanaikana ity Andrimpanjakana ity hivory tsy ara-potoana. Nambaran’ny loharanom-baovao iray eny Tsimbazaza fa anisan’ny lahadinika amin’ny fivoriana, raha tsy misy ny fiovana, ny momba […]
Tir en l’air du 11 juillet 2026
Trail – UT4M: Dina et Kévin à l’assaut de Grenoble
Les champions malgaches de l’Ultra Trail des hauts plateaux 2026 (l’Utop), lancent dans une nouvelle aventure. Vainqueurs de l’épreuve reine de 145 km disputée en mai sur les hauts plateaux de Madagascar, Rojoarisoa Dina Rabesandratana et Kevin Patrick Randriamampionona ont mis le cap sur la France afin de participer à […]
Pétanque – Tournée estivale : interdiction levée in extremis de l’UBMT
Le pire a été évité de justesse. Alors que la Fédération sport boules malagasy (FSBM) accumule les ratés dans l’organisation de la tournée estivale de la sélection nationale, le président de l’UBMT, Luc Ratsimbaharison, a poussé un coup de gueule retentissant. Ses joueurs, déjà sur le sol français, se voyaient […]




