Natao sonia ny 10 jolay teo, tany Toamasina, ny fifanarahana eo amin’ny fanjakana malagasy sy ny orinasa, Kaompania mamokatra herinaratra any Volobe (CGHV). Firosoana any amin’ny hanatanterahana ny tetikasa izany. Ahitana ny tetiandro momba ny dingana rehetra arahina, hametrahana ny fepetra hananganana ny fotodrafitrasa tohodrano. Manamafy ny fifanarahana ankapobeny efa […]
Auteur/autrice : Adnews
fampindramam-bola ; Hananganana fiaraha-miasa ho an’ny rehetra
Nanomboka omaly, hitohy anio, eny amin’ny CCI Ivato, ny Foaran’ny fampiasam-bola sy ny fampindramam-bola (Foire aux crédits et investissements), andiany faharoa. Sehatra iray hanomezana toerana, hifanakalozana hevitra ary hananganana fiaraha-miasa eo amin’ireo mpisehatra ara-bola, mpampiasa vola, mpandraharaha ny hetsika, raha ny fanazavana. « Fitambaran’ny vina sy tetikasa ananan’ireo mpiahy sy mpanohana […]
Tetikasa Produir : Olona 650 000 voaaro amin’ny tondradrano eto Antananarivo
Nifarana ny tetikasa Fampandrosoana sy fiarovana ny tanànan’Antananarivo sy ny manodidina (Produir), notohanan’ny Banky iraisam-pirenena. Maro ny fotodrafitrasa vita, toy ny lakandrano C3 nodiovina, trano fonenana vaovao, lalana sy lalan-kely, sns. Nanomboka ny taona 2019 ny tetikasa Produir. Mitentina 140 tapitrisa dolara ny famatsiam-bola avy amin’ny Banky iraisam-pirenena, tanterahin’ny minisiteran’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Nohitsin’ny fanambaran’ny Tim fa mampivarahontsana ny famonoana olona, halatra olona, herisetra, fampihorohoroana… « Miantso ny fitondram-panjakana izahay amin’ny fametrahana fepetra hentitra hampitsaharana izao zava-misy izao », hoy ny fanambarana nosoniavin’ny sekretera jeneralin’ny Tim, Randriamasinoro Ny Riana. Hanaratsy endrika antsika ny tanjon’ny sasany manoloana izao toe-draharaha izao, araka ny nambaran’ny depiote, Ramananarivo Orlando, omaly. […]
Ady amin’ny kolikoly : Notokanan’ny Filoha ny birao vaovao ao Toamasina
Anio 11 jolay ny Andro afrikanina ho an’ny ady amin’ny kolikoly. Ho fankalazana izany, notokanan’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny kolonely Randrianirina Michaël, tany Toamasina, omaly ny biraom-paritra vaovaon’ny Bianco. Lohahevitra ny hoe: “Fanamafisana ny fampiroboroboana ny rariny sy ny ady amin’ny kolikoly aty Afrika”. Nofidina nampiantrano ny hetsika i […]




