Auteur/autrice : Adnews

TARATRY ny KANTO

Dozzy Njava sy Teta, etsy amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo. Anio, manomboka amin’ny 7 ora sy sasany ity fiarahan’ny samy andrarezina ity. Mazava loatra fa manodidina ny mozika avy any Atsimo, ny tsapiky sy ny beko, sns, no holalaovin’izy roa lahy mandritra izany. Vahiny manokana mandritra ny seho i Tsy Miady, […]

Kolontsaina sy soatoavina: Miaina ny tsy sahaza azy ny Malagasy

Tsy nahavita ny adidiny ny ray aman-dreny? Fahiny, fa­hagola, tany ambadik’Ima­nareza, raha ny tadidy vava sy ny lovantsofina, niaina tao anatin’ny fiarahamonina tsara rindra ny Malagasy. Nifanaja, nifanampy… Taona 2026, ireo « vaventy », mitelina ny « ke­ly ». Zaza, tanora, halaina an-kery, vonoina sy halatsak’aina. Tsy mba nahazo ny fanabeazana sahaza azy ireo manatanteraka […]

Ampefy-Itasy : Nohatsaraina ny fitantanana ny « geysers » sy ny riandranon’i Lily

Toerana roa tsy azo hihodivirana ho an’ireo mitsidika an’Ampefy. Samy harembako-pirenena izay nasiam-panavaozana mba hahasarika mpizahatany bebe kokoa. Toeram-pizahantany akaiky indrindra an’Anta­nanarivo i Ampefy, any Itasy. Mahasarika na mpizahatany vahiny, na ireo mponina avy amin’ny faritra hafa, indrindra ny eto an-drehivohitra izy. Tsy maintsy tafiditra anatin’ny fandaharam-potoanan’ireo mpiala sasatra ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Tafapetraka ny maha Faritra arovana an-dranomasina ny Nosy Barren. Tafiditra ao anatin’ny fifanarahana ny hametrahana ny sata fiaraha-mitoetra eo amin’ny asa fiarovana sy ny asa fitrandrahana manaraka ny lamina ara-tontolo iainana. Nanatanteraka ny fifanarahana ny minisiteran’ny Tontolo iainana (Medd) sy ny ao amin’ny Harena an-kibon’ny tany, amin’ny alalan’ny Omnis. Misanda […]