Auteur/autrice : Adnews

TARATRY ny KANTO

Ho vahin’ny tarika Zandry Gasy i Beauzaka, Ralanto, ny tarika Vetsonkira ary Inah. Mandritra ilay seho izay hatao rahampitso, etsy amin’ny CCEsca Antanimena io. Mazava ny nisafidianana ireo vahiny, satria efa mpiara-mitsikombakomba tanaty mozika niaraka tamin’ny tarika ireo, nandritra izay 15 taona izay. Na izany aza, hibahana amin’ny seho ireo […]

Editions Ratsimaholy Le Lauréat : « Tafidina 70% ny varotra boky noho ny afitsoky ny piraty »

Tsy ho ela, feno 50 taona ny Editions Le Lauréat. Iray amin’ireo edisionina nahavita namakivaky ny olan’ny tontolon’ny rohim-boky. Milaza ny heviny momba izay i Naly Ratsimaholizanany. Dinika nifanaovana taminy. Gazety Taratra (*): Iray amin’ireo edisionina afaka namakivaky taona maro ny « Editions Le Lauréat » naorin-dRatsimaholy Francinet tany amin’ny taona 1978. […]

VAOVAO TAMBATRA

Tafakatra 4 000 Ar ny kilaon’ny ovy eny amin’ny tsenan’Andravoahangy. Nambaran’ireo mpivarotra mpanijara fa ny vidiny eny amin’ny mpivarotra ambongadiny, mpanangom-bokatra mihitsy no mahatonga an’izany. Sady fotoana mahavitsy ny vokatra avy any ifotony, toy ny any Ambohimiadana, Andramasina, Faratsiho, …, satria ambolem-bary ny velaran-tany fambolena izany. Efa tafakatra 6 500 […]

Taom-pamokarana 2026 : Fitaovana maro tsy hahavery ny voka-bary

Araka ny antontanisa ofisialy, very fotsiny ny 15% ny voka-bary eto amintsika. Antony, tsy ampy na tsy misy ny fitaovana sahaza ampiasaina amin’ny fijinjana sy ny fitahirizana ny vokatra. Nosanta­rina ny 23 avrily teo, ny taom-pamokarana 2026, tany amin’ny kaominina Ambohibary, distrika Antsirabe II, faritra Vakinankaratra. Natolotry ny minisiteran’ny Fambolena […]