Auteur/autrice : Adnews

« Bapampa Be Tour » : Tohizan’ny tarika Rossy any Maurice

Nigadona atsy amin’ny Nosy Maurice ny tarika Rossy. Ny mpikambana iray manontolo mihitsy no hanatontosa ny seho izay tafiditra anatin’ny « Bapampa Be Tour 2026 ». « Hafake­ly ny fandraisana anay, porofo sahady ny fahamatoran’ny fikarakarana. Efa ela no te hihaona amin’ireo mpankafy sy mpiray tanindrazana aty amin’ireto Nosy Rahavavy ireto ka raikitra […]

VAOVAO TAMBATRA

Manana anjara toerana lehibe ny fanohanana ny tantsaha, hiantohana ny kalitaon’ny vokatra. Hanamafisana ihany koa ny fifaninanana eo amin’ny tsena anatiny sy iraisam-pirenena ny sehatra tsy miankina izany. Manohana izany ezaka izany ireo tetikasa sy fandaharanasa vatsian’ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola. Mihamafy orina ihany koa ny fiaraha-miasan’ny Fivondronan’ny mpandraharaha malagasy […]

METFP sy Madagascar Airlines : Hanofana matihanina amin’ny “aéronautique”

Vita Sonia ny alarobia teo ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa (METFP) sy ny Madagascar Airlines. Kendrena manokana ny hanofanana matihanina amin’ny sehatry ny “aéronautique” sy hampivelarana ny fahaiza-manao eto an-toerana. Haha­ritra enin-taona ny fifanaraham-piaraha-miasa izay natao hanatsarana ny fahafahan’ny tanora miditra eo amin’ny sehatry […]