Tonga ity ny fotoana ho an’ireo Malagasy mpilalao zandriny, Ankoay U18, lahy sy vavy. Hiakatra kianja anio, ao amin’ny Kianja mitafon’i Victoria Seychelles, izy ireo, mandritra ny andro voalohan’ ny taranja basikety, amin’ny lalaon’ny “Association Africaine des comités olympiques (Acnoa)”. Ao amin’ny vondrona A no misy ny ekipam-pirenena malagasy. Miray […]
Auteur/autrice : Adnews
pfl – Savorovoro : nofoanana ireo sazy nomen’ny CFEM
Nivory ny 26 avrily lasa teo, teto Antananarivo, ny mpikambana eo anivon’ny vaomieran’ny fitsipi-pifehezana (codis), eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Nandray fanapahan-kevitra vaovao mahakasika ny savorovoro teo amin’ny lalaon’ny Mama FC sy ny 3FB Toliara izy ireo. Nisy andinin-dalàna enina nivoaka taorian’io, ka voalohany amin’izany ny fanafoanana ireo […]
Rugby vehivavy – Can 2024 : tanjon’i Madagasikarasy ny tsy hampitoko an’i Cameroun
Hifantoka eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka avokoa ny sain’ny mpitia fanatanjahantena rehetra, indrindra ny rugby, amin’ity anio ity. Hifampitana mantsy ny Makis Ladies sy ny Liona tsy voafolak’i Cameroun, eo amin’ny fiadiana ny Can 2024. Hiditra amin’ny andro faharoa, anio alarobia, ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby […]
VAOVAO TAMBATRA
Vao mainka niakatra ho 7 000 Ar ny kilaon’ny tongolobe eny amin’ny tsenan’ Andravoahangy. Nambaran’ny mpivarotra fa avy any amin’ny vidiny apetraky ny mpamongady azy ireo no mahatonga izany. Nilaza indray anefa ireto farany fa ny saram-pitaterana apetrak’ireo tompona fiarabe mpitatitra mihitsy no tena lafo. Mampiranty sy mampahafantatra ny tontolon’ny […]
« Hackaton 2024 » : hatsaraina amin’ny alalan’ny niomerika
Mifantoka amin’ny fiainana an-tanàn-dehibe ny “Hackaton” amin’ity taona 2024 ity. Hotanterahina eto Antananarivo, ny 3 ka hatramin’ny 7 jona izao, ny andiany fahefatra. Misokatra ho an’ireo mpianatra eny amin’ny oniversite rehetra tia mikirakira ny teknolojia sy tetikasa vaovao, indrindra ireo miantsehatra ao anatin’ny tontolon’ny niomerika ny fifaninanana. Hiompana tanteraka amin’ny […]




