Après un boycott raté à la présidentielle, l’ancien chef d’Etat Marc Ravalomanana et son parti Tim, n’ont plus le vent en poupe. Affaiblis, ils n’ont d’autres choix que de nouer des alliances au sein de la plateforme « Firaisakina », avec d’autres partis et ténors de l’opposition en mal de […]
Auteur/autrice : Adnews
«Rallye Castien Terre d’Occitanie»: voalohany i Mika amin’ny Clio Trophy Terre
Notanterahina tany Frantsa, ny 3 ka hatramin’ny 5 mey lasa teo, ny «Rallye Castien Terre d’Occitanie», dingana faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Frantsa, amin’ny rallye Terre. Nisongadina i Mika sy i Bouget Bastien, nitondra ny fiara Renault Clio V. Norombahin’ izy mirahalahy ny voalohany teo amin’ny sokajy Clio Trophy […]
SOMBIM-BAOVAO
Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy, ny faran’ny herinandro lasa teo, teny Mahamasina, ny mpikambana mandrafitra ny Federasiona malagasin’ny Taekwondo (FMTKD). Notendren’ny filohan’ny FMTKD, Rakotomanana Franck, ho tale teknika nasionalin’ny federasiona i Pharlin Dimbiniaina. Araka ny vaovao nivoaka ny sabotsy lasa teo, tany Maorisy, tsy voatazona ho mpanazatra ny ekipa nasionaly Maorisianina […]
Dortmund sy PSG: hiady ny tapakilan’ ny famaranana
Tonga ity ny fotoana ho an’ny Paris Saint Germain (PSG), klioba frantsay. Tsy maintsy hanala vela amin’ny ekipan’ny Dortmund Allemagne izy ireo, anio, ao amin’ny Parc de Princes France, mandritra ny lalao manasa-dalana miverina, fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Ligue des Champions”. Tsiahivina fa nandritra ny fihaonana mandroso, lavon’ny Dortmund […]
Echec – “Bundesliga 2024-2025”: hiady ny tompondakan’i Allemagne i Fy Antenaina
Mitety ireo firenena misy fifaninanana goavana amin’ny lalaon-tsaina Echec, Rakotomaharo Fy Antenaina, amin’izao fotoana. Ankehitriny, tafiditra hiady ny ho tompondakan’i Allemagne “ Bundesliga”, amin’ny isan-tarika izy sy ny ekipany. Tsy mitsahatra ny mitondra avo ny voninahi- pirenena eo amin’ny taranja lalaon-tsaina Echec, Rakotomaharo Fy Antenaina. Fantatra ary izao fa anisan’ […]




