Afaka miatrika tsara ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, hatao any Egypte, ny 23 avrily ho avy izao, i Madagasikara. Araka ny vaovao nampitain’i Said Bruno Eric, filohan’ny Federasiona malagasin’ny judo (FMJ), omaly, nahazo ny tapakilam-piaramanidina, telo avy any amin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS) izy ireo. “Misaotra ny […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 28 avrily ho avy izao, eto Antananarivo, ny lalao ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, « Pureplay Football League (PFL) », taranja baolina kitra. Anisan’ny fihaonana tena andrasan’ny rehetra ny fifanandrinan’ny Fosa Junior Boeny sy ny 3FB Toliara. Nampahafantarin’ny Federasiona malagasin’ny basikety, omaly, fa tsy misy ny vola aloa rehefa […]
Tenisy – ITF/CAT African Junior : hiady ny medaly alimo, anio, i Mitia
Hionona amin’ny fiadiana ny laharana fahatelo, amin’ny handrombahana ny medaly alimo amin’ity sabotsy ity, i Andraina Voavy Mitia, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja tenisy, sokajy junior. Resy teo amin’ny manasa-dalana, i Andraina Voavy Mitia, nandritra ny ITF/CAT African Junior, taranja tenisy, sokajy vehivavy. Fihaonana notanterahina omaly, tao […]
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 5 ny milina « bloc moteurs » manodina herinaratra 75 MW, hanampy ny famokarana herinaratra eny Ambohimanambola. Hahazo milina manana tanjaka 30 MW ihany koa ny any Toamasina, hanampy ny famokarana any an-toerana. Haverina hiasa indray ireo foibe fandanjana fiara vaventy, eny amin’ny lalam-pirenena faharoa (RN2). Maro loatra ny tsy fanarahan-dalàna, […]
Minisitra Andriantsitohaina Naina : “Tsy hisy indrafo ho an’ny mpangalatra tany”
Nambaran’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, Andriantsitohaina Naina, fa ho henjana ny fepetra horaisina momba ny fananan-tany. “Averina amin’ ny Malagasy ny tany… Hiezaka ny minisitera amin’ireo dingana samihafa ho amin’ny fanavaozana ny lalàna momba ny fananan-tany ka tsy hisy indrafo ho an’ireo mangalatra tany”, hoy izy, […]




