50 taona nanofanana tanora ho lasa injeniera momba ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany ny sampam-piofanana ingénierie minière eny amin’ny Sekoly ambony politeknika. Hanamarika ny faha-50 taona nijoroany ny sampam-piofanana ingénierie minière ao amin’ny Sekoly ambony politeknika Antananarivo, amin’ity taony ity. Hanomboka ny 24 avrily ho avy izao, ary hifarana ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Cosmos : Nanokatra magazay vaovao
Manakaiky ny mpanjifa sy vonona hanome ny tsara hatrany ny Cosmos. Nisokatra nanomboka omaly, etsy Andrefan’Ambohijanahary, ny magazay faha-20 hanomezana fahafaham-po ny rehetra. « Hita ety an-toerana avokoa ireo vokatra maro isan-karazany mampiavaka sy namantarana ny magazay hatramin’izay », hoy ny tomponandraikitry ny seraseran’ny magazay, Ralimina Felana. Midadasika sy manara-penitra […]
Ceo Summit Indian Ocean : Mametraka ny sehatra tsy miankina ho ivon’ny fampandrosoana
Manao antso avo hanovana ny fijery ara-toekarena ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny kolonely Randrianirina Michaël, nandritra ny fanokafana ny “Ceo Summit Indian Ocean”, andiany faharoa, teny amin’ny Novotel Ivandry, omaly. Nasongadiny fa « avokavoka mampiaina sy mampandroso ny firenena ny mpandraharaha ». Nifantoka tamin’ny zava-misy sy ny olana […]
FANTINA sy FINTINA
Voatendry ho Préfet de police eto Antananarivo ny administratera sivily Andriasy Vonjy Maminjanahary. Tapaka tamin’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, teny Iavoloha izany. Efa sefo distrikan’Ambatolampy sy Antanifotsy ny tenany nialoha izao fanendrena izao. Tsiahivina fa voafidy ho mpikamban’ny Ceni ny Préfet teo aloha, Rajafetra Setraniaina. Niavaka ny tao amin’ny minisitera […]
Antenimierampirenena: Hifanatrika ny depiote sy ny Praiminisitra
Nivoitra tamin’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, teny Iavoloha, ny fivoriana tsy ara-potoan’ny Antenimierampirenena. Hanomboka amin’ny alatsinainy izao izany. Fihaonana voalohany eo amin’ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana sy ireo depiote. Anisan’ny ho tafiditra ao anatin’ny lahadinika amin’izao fihaonana izao ny hanoloran’ny Praiminisitra ny Fandaharanasa ankapoben’ny fanjakana (PGE). Eo koa ny momba ny […]




