Nitondra fanovana teo amin’ny tontolon’ny sarimihetsika malagasy ny «Malagasy mankany». Notontosain’i Haminiaina Ratovoarivony, tamin’ny taona 2012 izy ity, ary nahafeno ny fepetra toa ny sarimihetsika vahiny. Nosafidiana manokana ny «Malagasy mankany», halefa sy hiadian-kevitra mandritra ny «S-Art Mihetsika : Ciné-club IKM”, izay hotontosaina ny sabotsy 18 novambra izao, manomboka amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Slam- Humour- Rap : mampivoatra mpahay kanto maro ny « Slumourap »
Hetsika mamondrona ny mpiagaly Slam sy hatsikana ary Rap ny “Slumourap”. Ireo vao misandratra eo amin’ireo haikanto ireo no tena mahazo tombony amin’ity hetsika ity. Misy ihany koa anefa ny fizarana ataon’ireo efa kalaza eny antsefatsefany eny. Tanterahina anio, eny amin’ny Tranomboky monisipaly Analakely, ny dingana fifanitsanana amin’ny “Slumourap”. Hetsika […]
Vokatra eto Madagasikara : fanampin-tsakafo sy mahasalama ny sésame
Anisan’ny vokatra iray eto Madagasikara ny voly sésame. Tafiditra indrindra, ho anisan’ny sakafo mahasalama sy mampatanjaka ny vatan’ny olombelona ny fihinanana azy io. Manankarena voly sy vokatra maro i Madagasikara. Anisan’izany, ny voly sésame, izay mitondra hery sy fahasalamana ho an’ny vatan’olombelona. Maro ny toerana mamboly azy, raha eto Madagasikara manokana. Toy ny any amin’ny faritra […]
FANTINA sy FINTINA
“Aleo handeha ny fifidianana”, hoy ny fanehoan-kevitry ny filoham-panjakana mpisolo toerana, ny Jly Ravalomanana Richard. Hafahafa raha herinandro alohan’ny fifidianana no mbola hifampidinika. Firenena iza no hanaiky hoe mbola hatao lavabe ny fitondrana nefa efa tapitra fe-potoam-piasana ny filoha teo aloha ary efa mandeha ny fifidianana? Hatolotry ny vovonana mpanelanelana […]
Kandidà Andry Rajoelina : «Tsy mila korontana isika fa fifidianana ihany»
Nitohy tany amin’ny faritra Analanjirofo ny fampielezan-kevitry ny kandidà Andry Rajoelina, omaly. Anisan’ izany ny any Soanierana Ivongo sy Vavatenina ka namaliany ny fitakian’ny sasany. “Maro ireo mpanenjika ary milaza fa hanao Tetezamita sy hiresaka… Isika tsy mila korontana intsony. Ndao hifidy avokoa isika amin’ny 16 novambra ary ho lany […]




