Auteur/autrice : Adnews

Havàtsa-Upem – Loloniala : nivoaka ny boky «Felan-tatamo: Ny Taniko, ny Teniko, ireo Tiako»

Mifarana, anio, ilay hetsika « Herinandron’ny Havàtsa-Upem » 2023. Anisan’ny nisongadina teny amin’ny Tranombokim-pirenena ny fivoahana boky. Iray amin’ireny ilay mirakitra ny sanganasan’i Loloniala. Nandritra ny «Heri­nan­dron’ny Havàtsa-Upem» 2023 no nanehoan’i Loloniala Anna Raheri­manantsoa-Rakotomahandry (solonanarana : Loloniala) ny fivoahan’ny boky «Felan-tatamo : Ny Taniko, ny Teniko, ireo Tiako», mirakitra tononkalo 20. Mizara telo […]

Fampivoarana ny toeram-ponenana : mahazaka rivodoza sy horohorontany ny fanorenana avy amin’ny polystyrène

Efa miha mivoatra hatrany ny fanamboarana sy fanorenana trano fonenena maneran-tany. Anisan’ny taotrano mahaliana ny ankamaroan’ny olona, ny fanorenana mampiasa ny polystyrène. Iray amin’ireo vinam-panavaozana ny toeram-ponenana eto Madagasi­kara ny fanorenana trano sa­haza ny sokajin’olona sy ma­maly ny filàny. Hatramin’ izay, biriky sy “parpaing” foana ny akora fototra nahazatra ny rehetra eo amin’ny fanorenana trano sy fotodrafitrasa. Mitondra vahaolana amin’ny alalan’ny teknika vaovao sy moderina amin’ny […]

Kandidà Andry Rajoelina : “Veloma hatreo ny tsy fananana asa…”

Nihazo ny any Atsinanana indray ny kandidà Rajoelina Andry, omaly. Anisan’izany ny tao Moramanga sy Brickaville. Nambarany fa hametrahana faritra indostrialy lehibe any an-toerana, ahitana orinasa afakaba , ho voavatsy herinaratra. “Ho veloma hatreo ny tsy fananana asa ho an’ny tanora. Hiasa mafy isika ahazoan’izy ireo asa. Efa miainga isika […]

FANTINA sy FINTINA

Nidina an-dalambe nanentana ny rehetra hampaneno sarom-bilany sy kiririoka ny Hetsiky ny firaisamonim-pirenena, omaly tamin’ny 12 ora atoandro, teto an-drenivohitra. Nambaran’izy ireo fa fanehoana antso sy taraina izany. Hitohy etsy Antsonjombe indray ny hetsiky ny kandidà 10, anio. Tsy hisy ny diabe tahaka ny mahazatra fa hifamotoana avy hatrany eny […]