Auteur/autrice : Adnews

Fantina sy fintina

Mitaky fanazavana amin’ny Foloalindahy ny Jly Tsaranazy Jean Emile. Nambarany fa anisan’ny fepetra noraisin’ny amiraly Ratsiraka ny nandroahana ny tafika frantsay teto. Nahasarotiny azy ny fiandrianam-pirenena. “Tokony haneho hevitra ianareo Foloalindahy, manoloana ny fizakan’ny filoha ny zom-pirenena frantsay“, hoy izy. Nandray fepetra manokana ny prefet de Police Antananarivo sy ny […]

Asa vava sy vava asa

Efa ao anatin’ny fiatrehana sy fanatanterahana ny fifidianana filohan’ny Repoblika izao. Ady fiady io. Eny, na misy aza ny tsy mitsahatra miady sy mitady hirika tsy hahatanteraka izany, hanemorana azy… Mandeha avokoa ny karazana fanambarana etsy sy eroa. Ny vava no tena miasa? Na ady vava… Misy mihevitra fa izay […]

Tselatra

Takalonaina avotra teny am-pelatanan’ny mpaka an-keriny tao amin’ny fokontany Ampiha, kaominina Tsivory, distrikan’Amboasary Atsimo, ny alahady 3 septambra teo. Nanafika tao amina tokantrano iray ny dahalo nirongo fitaovam-piadiana. Nodoran’ireto farany ny trano ary nentiny ny renim-pianakaviana iray. Natakalo vola 5 tapitrisa Ar izy vao votsotra. Voasambotry ny zandary ilay raim-pianakaviana […]

Maroantsetra: zaza dimy volana saika kilan’ny afo

Kilan’ny afo ny fitombenan’ny zazalahy 5 volana tao Ankofabe Maroantsetra, afakomaly.  Nifamonjen’ny mponina manodidina navotana tao anaty afo izy. “Tsy salama saina ny rain’io zaza io”, hoy ny kaomandin’ny vondron-tobim-paritry ny zandarimaria ao Maroantsetra. Mbola nisotrosotro toaka anefa ilay raim-pianakaviana ny hariva. Nanampy azy koa ny vadiny. “Tsy fantatra anefa […]

BNI Madagascar sur tous les fronts

Acteur majeur dans le secteur financier, la BNI Madagascar est sur tous les fronts : de l’entrepreneuriat, en passant par le service financier, sans oublier l’environnement. D’abord dans l’entrepreneuriat. Après plusieurs années de partenariat avec la Banque Africaine de Développement, la BNI Madagascar est choisie comme un partenaire de choix […]