Nanomboka omaly, tao amin’ny Kianja Rabemananjara, ny fanazarantena voalohany ho an’ny ekipan’ny Fosa Juniors FC. Tafiditra ao anatin’ity fanazarantena ity ny famerenana aina, ny fiomanana ny taom-pilalaovana manaraka ary ny fitsapana mpilalao vaovao. Nambaran’ny Fosa JR fa misy fandaminana vaovao ny eo anivon’ny Staff teknikan’izy ireo. Lalao anisan’ny nandrasan’ny maro, […]
Fanatajahantena
Tsipy kanetibe: Hidona amin’ny Riviera ry Zigle, anio
Hotanterahina amin’ity talata ity ny famaranana lehibe, “Final four”, hiadiana ny “Masters 2025”, taranja tsipy kanetibe. Anisan’ireo firenena efatra hiady ny ho lohany ny Malagasy amin’ity. Hiatrika ny manasa-dalana avy hatrany izy ireo ka raha ny fandaharam-potoana, hidona amin’ny ekipan’i Riviera, i Madagasikara, ahitana an’i Yves sy i Balôty ary […]
Nandresy an’I Tchad 3 no ho 1 : Mbola tsara toerana hiatrika ny Mondial ny Barea
Tsara indray ny vokatra azon’ny Barean’i Madagasikara, omaly. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 3 no ho 1 ny ekipam-pirenen’i Tchad. Manana isa 16 ny ekipa nasionaly malagasy. Fandresena hatrany! Taorian’ny vokatra tsara azo tamin’i Centrafrique, nahita fahombiazana indray ny Barean’i Madagasikara, omaly. Nomontsanin’izy ireo, tamin’ny isa 3 no ho 1, i […]
Fifanintsanana Mondial 2026: Vonona haka isa 3 indray ny Barea
Hifantoka atsy Maroc daholo indray ny sain’ny mpitia baolina kitra anio. Hotanterahina any mantsy ny andro fahavalo amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Mondial 2026”, sokajy I. Hifanandrina amin’izany ny Barean’i Madagasikara sy Tchad. Vonona haka isa telo indray ny ekipam-pirenena malagasy amin’ity. Na izany aza, nambaran’i Corentin Martins, mpanazatran’ny Barea […]
Rugby – Amboaran’i Madagasikara: Mbola voatazon’ny Cosfa ny maha tompondaka azy
Tsy niova tanana ny nahazo ny amboaran’i Madagasikara 2024, taranja rugby. Mbola norombahan’ny Cosfa miaramila izany, omaly, tetsy Andohatapenaka, rehefa lavon’izy ireo tamin’ny moka fohy, teo amin’ny dingan’ny famaranana, 40 no ho 39, ny FTM Manjakaray. Raha hiverenana kely, ny fifanandrinana teny an-toerana, hita ho tena niady tanteraka ny lalao, […]




