Fanatajahantena

Fampiadiana akoho: “Festival Ako Akoho”- Donabe III

Hotanterahina ny 28 jona sy ny 5 jolay ho avy izao, etsy amin’ny Kianjan’ny Hiragasy Ampefiloha, ny hetsika “Fes­tival Ako Akoho”. “Dona be andiany fahatelo”, amin’ny resaka fampiadiana akoho. Ny 6 jolay ho avy izao, hitohy eny amin’ny Gymnase Besarety, ny famaranana an’izany. Nambaran’ny filohan’ny Ako Akoho, Harim Andria­mahaleo, fa […]

Rakotomalala Marcel: «Tsy mbola nisy Makis tsy nifaninana izany»

Nioty vokatra tsara ary nampakatra avo ny lazan’ny baolina lavalava indray ny Makis de Madagascar. Voahosotra ho tompondaka lefitra aty Afrika ary nahazo ny tapakila hiatrehana ny «Circuits mondiaux 2026». Nanambara ny zava-misy Rakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy Rugby. Gazety Taratra (*): Ny vokatra azon’ny Makis tatsy Maurice ve afaka hilazana […]

Fanatanjahantena indianina “Yoga”: nandray anjara ireo mpitondra fanjakana

Notontosaina teny Alarobia, ny sabotsy lasa teo, ny hetsika ara-panatanjahantena indianina, «Yoga», izay nokarakarain’ny masiovoho indianina eto Madagasikara. Mpitondra fanjakana maro no tonga teny an-toerana namaly ny antso tamin’izany. Anisan’izany ny filohan’ny Antenimierando­holona, ny jeneraly Ravalomanana Richard, sy ny minisitry ny Fanatanjahantena sy ny tanora, (MJS), Marson Moustapha Abdulah. “Zava-dehibe […]

« Salon national des Sports 2025 »: hanentanana ireo tanora hanao fanatanjahantena

Hotanterahina etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny 28 – 30 jona ho avy izao, ny andiany voalohany amin’ny “Salon national des sports”. Hetsika tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena. Nohazavain’ny tomponandraikitra teny Andra­haro, omaly, fa tanjona ny hanentanana ny daholobe hanao fanatanjahantena. Eo koa ny ady […]

Basikety – “World Cup 3×3”: ratsy fanombohana ny Ankoay, sokajy vehivavy

Nanomboka omaly, tany Mongolie, ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja basikety lalaovin’olona 3. Ratsy fanombohana ny Ankoay. Ny Ankoay no niakatra an-kianja voalohany, omaly, tany Mongolie, ao anatin’ny fiadiana ny am­boara maneran-tany, taranja basikety 3×3. Navesatra ho an’i Muriel sy ny namany ny niatrika io andro voalohany io. Faharesena roa […]